PHOBIE!!!!!

1. lemenakely ( 01/03/2006 10:04)
samy manana ny azy ny olona rehetra ny ahy dia manao plongeon sous- marine dia mifanena @ baleine ngezabe na sous-marin izay ny phobieko vao mahita magazine fotsiny aho dia matahotra e!!!mety hoy ianareo hoe hafahafa fa dia izay!!!
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 15:46
2. booboo ( 01/03/2006 11:10)
ny anà zay mety ho bibikely mitovy @ kankana ( dita, olitra ....). Na manoratra an'ireo aza défa mitsangana aby ny volotananko sy volotongotro lé ! bwèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèè
3. Fiffi ( 01/03/2006 11:25)
ny ahy ny fanday , olitra bèrkkkkkkkkkkkkkkkkkk
4. pissoa ( 01/03/2006 11:50)
Ny ahy izay malemilemy rehetra ... ohatra hoe coton vonto rano :x tsy sahiko kitihina mihitsy fa matahotra be zah :(:(
5. fasaly ( 01/03/2006 12:36)
ny ahy raha vao mahita zavatra maro lohany kely maro be de be kriko mitsangambolo mnagoritsina brrrrrrrr!:{:{
6. pisopiso ( 01/03/2006 13:06)
ny ahy ndray le akoho tonga de tapahana ny tendany dia avela handehandeha .....
7. sosoa ( 01/03/2006 14:20)
ny ahy le olona tsy tia baleine sy ny dauphin ary ny biby mahafinaritra any anaty ranomasina no tena tsy tantiko aloha e.
8. Fiffi ( 01/03/2006 15:29)
sosoa: dia ahoana akia zany ? ary matahotra ranomasina ve ndry zany ,?
9. pissoa ( 01/03/2006 15:48)
Fiffi, ny azy ony ilay le olona tsy tia baleine sy ny ... no tsy tiany fa tsy hoe ilay baleine :roll:
10. Fiffi ( 01/03/2006 15:51)
pissoa! wadrayyy klé !! tokony hanao solomaso kely angamba aho vao mamaly an! :-D:-D:-D :-*:-*ndry
11. vale ( 01/03/2006 15:53)
brrr, ny ahy ny onjan-dranomasina, sy ny avion!:?:?:?
12. Fiffi ( 01/03/2006 16:06)
vale: ny ahy aloha dia rehefa tonga @ ilay "turbulance" tena brrrrrrrrrr
13. vale ( 01/03/2006 17:02)
Fiffi::-* ie:?:?:? fa ny ahy koa vô mieritreritra hoe hande avion tonga dia matahotra :(
14. vale ( 01/03/2006 17:03)
...(tsy mande tsara koa le smiley fa lasa ? indray)8O
15. xxx ( 01/03/2006 17:17)
Mandeha io kah ... asio space kely fotsiny eo anelanelany fa manjary mitambatra dia mifangaro!
Otsan'izao izany e :? :? :?
16. Veloo ( 01/03/2006 20:40)
xxx fantatro enao io.. ilay panoro ary ny smiley rehefa tsy mande ny ahy :-D:-D:-D
17. xxx ( 02/03/2006 05:10)
Oay, hadinoko marina ilay sonia kely eo ambany ry zareo an :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Veloo, enao io koa fantatro tsara mihitsy :roll::roll::roll::roll:
18. diamondra27 ( 02/03/2006 08:05)
ary tsy misy matahotra mihidy anaty ascenseur sy any @ WC ato izany.:-D:-D:-D
19. vale ( 02/03/2006 11:34)
xxx: miciii e, :wink: (:? :? :?):D
20. ravakamalala ( 02/03/2006 12:08)
za mataatsa pôlisy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.265