FITIAVANA SORA-JANDIANA !!!

1. xxx ( 12/03/2006 11:01)
Manao ahoana izaho izay manoratra dia tovovavy ,izaho dia ny lehilahy efa zokinjokiny no tiako. Gaga ny namako raha niteny aho hoe izaho hoa akia tia an' i....indry ve adala hoe ry zareo. Tsy miaraka aloha izaho sy io lehilahy io fa mba faniriana ny ahy dia izay ,asa raha mbà misy manana cas mitovy amiko!
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 07:17
2. diamondra27 ( 12/03/2006 11:20)
xxx: ny fitiavana hono tsy misy frontière = na âge na couleur de anisan'ny frontière

io miankina @ tsi 1-1 akia a!, raha ny cas an'i jhonny sy laetitia zao de hita fa bien , mande tsara; raha ny cas an'i eddy barclay indray de le niovaova vady be de be. donk : aiza ho aiza no misy anjy? Njy ihany no mahita azy sy miaraka amin'le kof ao.
Ny tiako marihina de 'zao : tsara ho an'ny mpivady raha mitovy ny tadindokanga satria mi-se rapprocher azy zany, fa raha hoe: zahay mpivady nefa tsy mitovy ny zavatra tiana de refa ela ny ela de mety hihena le fitiavana, de lasa mihodina aza ny iray satri tsy misy les feux de l'amour.
Faharoa: inona marina no nahatonga anao hirona @ lhl lebe noho enao? so de misy blème psykolojika : mank d'affection t@ mbola kely=tsy ampy présence masculin na oe nisy fa tsy nahazo tambitamby t@ dada fa mety oe: masiaka, hennjana be dada de tsy sahy miresaka amina na mi-se confier aminy
3. diamondra27 ( 12/03/2006 11:26)
izany fanontaniana zany de tokony ho fantatrao ny valiny e!
faha3: raha miaraka @olona be taona noho enao njy an! de mety ho tena ataony kindriandriana koa satria zay izy vo tena manampotoana omena zany oe tena fitiavana zany fa ny taloha mbola tao anatin'ny anjikenjiky ny fiainana izy de tsy manana temps @ fitiavana
faha4: raha lhl be taona koa de misy olona efa zatra t@ toetrany taloha tsy afaka na inona na inona ataony satria ao @ rà-ny les mauvaises habitudes , de na de miaraka aminjy aza izy de mety taona vitsivitsy ihany no parfait bonheur le tokatrano fa refa avy eo de miverina @ toetrany taloha le lhl( vie célibataire= revy sy ditra etc...)

de eritrereto tsara 'zany e! njy no mahita le olona fa zahay tsy mahita
de bon courage
4. fasaly ( 12/03/2006 11:28)
xxx: angamba hoe matotora sy mampamatotra koukou ny miaraka amin'ny zokinjokiny.....:wink:
kanefa raha mifandray tsara ny onde araka ny voalzan'i diam io dia na miaraka am zandry na zoky toa tsy hitako zay olana, izay ahazoan'aina ihany io e!:°)
5. Fiffi ( 12/03/2006 13:56)
tsy misy olana akia zany ry xxx an! izay no safidindry , ny fitiavana koa anie tsy misy taona eh! izay mahafaly ny saindry hatao .
6. dadabe ( 12/03/2006 16:46)
hummm8)8)
7. lemenakely ( 12/03/2006 17:20)
dadabe un autre prétendant et un(l)à prendre
8. xxx ( 12/03/2006 17:36)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-03-2006 15:01:41
Lohateny : FITIAVANA SORA-JANDIANA !!!
Manao ahoana izaho izay manoratra dia tovovavy ,izaho dia ny lehilahy efa zokinjokiny no tiako. Gaga ny namako raha niteny aho hoe izaho hoa akia tia an' i....indry ve adala hoe ry zareo. Tsy miaraka aloha izaho sy io lehilahy io fa mba faniriana ny ahy dia izay ,asa raha mbà misy manana cas mitovy amiko!

mitovy isika
9. cazal ( 12/03/2006 17:55)
Bold text Torohevitra ho anao : Ny tokatrano tsy azo atao andrakandrana, fa indray mandeha eo amin'ny fiainana ihany, ka tokony ho matotra tsara vao miroso amin'izany ary ny fitiavana tsy azo atao kilalao rahateo. Raha mikasa amin'izany ianao dia tokony ho zokinao 4 na 5 taona eo ho eo ny olona miaraka aminao, tokony hanana asa, afaka mi assumé ny tokatranony, Fadio ny mpisotro sy ny mifoka, fa anahirana anao io ao aoriana ao. Izay no torohevitra kely azoko atora fa misy boky mitondra ny titre hoe Le Foyer Chrétien izay tena tsara mihitsy (Ellen White) no mpanoratra azonao jerena sur Net koa Ka mahereza é
10. rodphi ( 13/03/2006 01:58)
Ny fitiavana tsy voafetran'ny taona fa rehefa tia dia tia fa ny tsy maintsy jerena akaiky kosa dia "ny faharetany" mba tsy ho kilalao araka ny voalazan'ny namana hoe ny fiainana tsy andakandrana
11. kala ( 13/03/2006 05:22)
xxx > safidy ny fitiavana na firy taona elanelana saingy :(ivereno vakana ny nosoratan'i diam 27)

- diniho aloha we tena fitiavana "marina" ve sa sao andaniany ny androny eo fotsiny ianao.

- tsy tokony ho olana amiko ny taona fa refa zay koa ange ny anjara dia tsy azo idifiana...raha zokinao lay izy tsy manin.

- misy aza vhv iray izay fantatro efa 47taona izy nefa ny vadiny (ilay lhl) 35 taona. Mivady tsara ryzareo, nifampiteraka, sambatra eo an-tokantrano...
In moa no tadiavina ankoatran'ny fahsambarana eo @ fitiavana???:D

diam 27> milay le torohevitra akia! mandoa hoatrin le mianatra?:-D:-D:-D:-D zà ange tsy mahay manoratra sy mamaky teny raha omena boky ê!:wink::wink:
12. diamondra27 ( 13/03/2006 06:31)
hummm:efa misy mpianatra 2 'zany zao zà an! lasa kala (manambola) be zà klé;lafolafo ihany nge io e! cours privé maths -physiques= 20€ par heure aty France arakaraka ny classe misy anao io an!(au collège);de raha resaka ohatran'izany indray mety atao hoe 40€/heure ,prix d'amies io an!javascript:emoticon(':wink:')
Wink
13. Fiffi ( 13/03/2006 07:17)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4225