mofo akondro

1. hirahirao ( 11/03/2006 15:19)
Manao ahoana daholo,
Mba omeo recette mofo akondro azafady izay mba manana.
misaotra betsaka
novalian'i Fiffi ny 26/03/2006 15:50
2. Fiffi ( 11/03/2006 16:22)
misy 2 ireto ary:
1-mofo akondro (beignet)
-200g farine
-2 oeufs
-1/2 sotrokely levure chimika
-5 akondro
-siramamy (izay hitiavanao ny tsirony na mamy be na tsia , handramana)
-1 rano na ronono na afangaro
Afangaro daholo ny ingredients rehetra dia mahazo pâte iano ka hatao somary matevina fa tsy marihitra an! Afanaina ny menaka , tapahina ny akondro ny tsara dia tapahina @ halavany ary ny hatsany . Harotsaka anaty pâte de atao anaty menaka mafana tsara!
Ny faha2 dia mitovy hiany @ io 1 io fa tapatapahana ny akondro atao kelikely dia afangaro @ pâte , hendasina avy eo. mazotoa homana ary!
3. majakely ( 11/03/2006 21:10)
fiffi
4. Fiffi ( 12/03/2006 05:56)
manjakely: ie ! marina koa ny andry fa ny menaka aloha hata mafana be ka! dia rehefa harotsaka ao zay voa ahena ny afo ka! sa ahoana ?
5. diamondra27 ( 21/03/2006 11:01)
bon ap doly fa le vao mafana iny izy no tena reveko:miam::miam::miam:
6. Fiffi ( 26/03/2006 15:50)
vao nanao mofo akondro indray aho io an! iza no te-ihinana ? :miam::miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3974