Iray njé!!

1. rafozanasket ( 14/03/2006 16:39)
Niaraka ny president Bush, Chirac, Ravalomanana, ka niresaka:

Bush: zay lety ny favy indrindra eto aminy planeta a! anay ny tanàna, efa noravainay sy nozerainay ny baomba zao Iraka!

Chirac sy Ravalomanana: aiza kosa dé Iraka e! farafaharatsiny mba iray njé miala aminy Iraka!!

Chirac: izay lety ny favo indrindra a! zay no tonga voalohany teny aminy planeta Mars.

Bush sy Ravalomanana: aiza kousa dé teny aminy Planeta mars e! farafaharatsiny mba iray njé miala aminy planeta mars e!

Ravalomanana: Zay lety favo a! mody mahantra fotsiny zay,ny anay ny zazakely eo aminy foatra no mivoaka!

Bush sy Chirac: gaga be! aiza kosa dé eo aminy foatra e! farafaharatsiny mba iray njé miala aminy foatra!:lol:
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:31
2. Maheriloha ( 14/03/2006 16:42)
:-D:-D:-D:P:-D
3. pissoa ( 14/03/2006 16:46)
=))=))=))=))=))=))
4. Herimiafina ( 14/03/2006 17:09)
Tena iray njé marina ve ny refin'io klou e? hehehe=))=))
5. akamatiana ( 14/03/2006 17:34)
=))=))=))=))=))=))=))
6. watafon ( 14/03/2006 18:01)
raha iray njé miakatra moa zany d aiza fa tsy eo @ am-bavafo zany no mivoaka an !=))=))=))
7. Veloo ( 15/03/2006 00:27)
:-D:-D:-D:-D
8. sasa ( 15/03/2006 04:26)
:-D:-D:-D:-D
9. kala ( 15/03/2006 07:46)
kiiiiiiiiii:-D:-D:-D
10. ari.malala ( 15/03/2006 12:15)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. onjah ( 15/03/2006 14:33)
:-D:-D:-D
12. watafon ( 15/03/2006 16:12)
fa raha iray njé midina ndray d césarienne !!=))=))=))=))=))
13. kala ( 15/03/2006 16:17)
de raha iray njé miankavanana de latabatrarienne =))=))=))=))
14. watafon ( 15/03/2006 16:23)
:-D:-D
15. Veloo ( 15/03/2006 16:31)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1901