Ahoana no ilazana fa tena tia?

1. Bhiou ( 15/03/2006 08:52)
Voaporofon'ny teny sy oroka sns ve izany fitiavana izany? Tsia amiko manokana tsotra ny hevitro tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany. Tsy hoe resaka fahasarota-piaro na filam-baniny fa porofo iray ahazoana mangataka fahatokisana ary ny olona roa rehefa mifampatoky dia zay no atao hoe mpifankatiaa
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 02:59
2. Fiffi ( 15/03/2006 09:05)
tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany.
inona moa no tena tianao lazaina à io ? fa raha ny fahazahoako azy dia ny hoe "ao am-po" fa tsy eo ambanin'ny maso . Sa hoe hatao tena hita maso ary hasiana porofo io ? tahakan'ny ohatra hoe... ?
3. Angie ( 15/03/2006 09:48)
Efa misy any @ fitiavana io lohahevitra io o. Aleo tsy hifangaro fa manjary tsy itohy ny resaka.
4. Veloo ( 15/03/2006 17:35)
angie a zay mihitsy ka :wink:
5. Fiffi ( 19/03/2006 17:41)
Angie sy Veloo: tena efa misy tokoa :wink:
6. Veloo ( 20/03/2006 17:09)
angie:-D:-D
7. Fiffi ( 24/03/2006 05:09)
:-D:-D:-D
8. batso ( 26/03/2006 13:54)
hi hi! Vôdona tany angah Ranamana.Izao lesy é! Ny fitia misy fa ny ahataperany no tampoka be dia eo fôna vao mampipatitaka. Koa rehefa hitan'elah hoe : mba miakatra aloha ny mari-pana dia vonnjivonjeo fa rehefa mdina eo io an. Eo ialah vao mamay.
9. boubounezy ( 26/03/2006 21:38)
ny tena tia @ko dé arakiny teny tsika gasy fa zé ty adala ary ny tena ty kou amiko dé jamba araki ny hirany ramanatoanina hoe natao hoe jamba sy marenina zé ty kanefa ianao mbola mahita sy mandre tsy itako zé fanafoezana anizany akotrizay dé mazoto mity fa tena tsara ny mity na fahavalo aza nefa tsy ty anao:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:}:} misy sambatra otrany ty aiza na mijaly aza satry refa tena ty tsy mba mijaly zany e! asakasakareo zay inana azay e! eritrereto zé mitovy2 @ zany


Bhiou:

Voaporofon'ny teny sy oroka sns ve izany fitiavana izany? Tsia amiko manokana tsotra ny hevitro tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany. Tsy hoe resaka fahasarota-piaro na filam-baniny fa porofo iray ahazoana mangataka fahatokisana ary ny olona roa rehefa mifampatoky dia zay no atao hoe mpifankatiaa




10. Veloo ( 28/03/2006 02:59)
batso a mila fampaherezena lesy izy a:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1767