Tantara marina tany aminay tany

1. rafozanasket ( 15/03/2006 09:23)
Nisy sipa telo vavy ka té hanandrana ry zareo hoe mba manao ve reny mopera ireny, ka dia lasa ry zareo nakany aminy mopera:
3 vavy: tara fiara zay mopéra fa mba hatory ao aminao
Mompera: tsy maninona anaka tangava matory.
Ny mompera mantsy mivavaka intelo isan'alina
Ka nony tonga ny tamin'ny 11h handeha ivavaka kely mopera dia nahita an'izy telo vavy niboridana natory
Mompera: mitsipadamba ianareo anaka tsy mangatsiaka varé!
Nifoha ndray mompera taminy 1h ka nahita an'izay telo vavy niboridana ihany
Mompera: Idirany rivotra aminizao nareo anaka ty misy lamba hafa!
Nifoha farany mopera taminy 3 maraina ka gaga fa mbola niboridana ihany reto telo vavy
Mompera: aminy anarany iray sy ny zanaka ary ny FM: tsofy rano aho raiko fa hanonta!:o
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:15
2. caprio ( 15/03/2006 10:20)
Aza mba mandainga wa fa zany ve de tene marina,maninona raha mitsotra we blagy io
3. Fiffi ( 15/03/2006 10:52)
coincidence ve hoe mivakaka in-telo ilay mompera dia in-3 koa izy nahita ireto zazavavy ? sa isakin'ny andeha hivavaka izy dia mandao mijery azy ireo ?
caprio: kay ato @ hatsikana sy lalao io ka mety io angamba :)
4. kala ( 15/03/2006 11:28)
rafozanasekt > =D=D=D=D

enao aloha sao mompera:wink:

sao kosa hoa ny tena marina we : nifoha izy t@11 de nanota; nifoha njay t@ 1 de nanota de namarana ny fanotana t@ 3 maraina sady nivavaka mafy :-D:-D:-D:-D
5. ari.malala ( 15/03/2006 11:46)
kala>,:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 15/03/2006 12:55)
:^):^):-D:-D
7. onjah ( 15/03/2006 14:21)
:-D
8. watafon ( 15/03/2006 16:04)
:-D:-D
9. Veloo ( 15/03/2006 16:26)
:roll::roll:
10. sasa ( 16/03/2006 04:50)
:-D:-D:-D:-D
11. Veloo ( 16/03/2006 20:15)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.3103