borosinifin'i zenaida

1. bilakarenjy ( 15/03/2006 14:02)
Tao amin'ny efitra fisasana no niseho ny tantaran'i zenaida sy ity belge iray .Nidonaka i zenaida nahita ny fiborisian'ilay belge ny nifiny .Inona ary no nahagaga an'i zenaida ?:?::?:
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:59
2. dadabe ( 15/03/2006 14:33)
:?::?::roll:
3. kala ( 15/03/2006 14:57)
tsy le borosy no natsofony tany am-bava fa le tahony
4. watafon ( 15/03/2006 15:58)
tsia an ! le borosy nify tsy mihetsika fa ny lohany no miaka-midina sady miakavia miakavanana !=))=))=))
5. andry44 ( 15/03/2006 16:12)
:-D=))=)) zany tokotrany angamba!!!!
6. Veloo ( 15/03/2006 16:14)
8O8O:-D:-D:-D
7. watafon ( 15/03/2006 16:15)
k efa oe zany mitsy k ! za ange efa nahita belge niborosy nify e! =))=))=))=))=))
8. Veloo ( 15/03/2006 16:16)
zany an :-D:-D:-D
9. watafon ( 15/03/2006 16:19)
ie! :-D
10. bilakarenjy ( 15/03/2006 16:48)
dia mbola vao maika koa gaga i zenaida mahita ny ataon'ilay belge rehefa manao ireny ranomanitra atifitra ireny .Vaky vava mihitsy i zenaida hoe :fa inona ary ity ataon'lery ?:?::?::idea:8O8O...
11. Veloo ( 15/03/2006 17:29)
mandrora?=))=))=))
12. sasa ( 16/03/2006 04:42)
=))=))Watafon ary tena marina ny tenin'i pissoa fa faly be elah raha vao mahita resak belge an=))=))=))=))
13. pissoa ( 16/03/2006 05:05)
Hihihi, meciiii njy sasa an :-*:-*=))=))=))
Watafon ;-)=))=))=))
14. bebe ( 16/03/2006 06:00)
marina ve aloha ilay nolazain'i watafon?:roll:


15. watafon ( 16/03/2006 06:09)
sasa, pissoa, :-D:-D:-D:-D za ange wa efa niara-niaina t@ belge e! d refa te hime za da lasa mijery ze ataony ftsn !=))=))=))
bilk, ny belge zany refa manao deodorant d potsirina le izy alou d avy eo samborina mankao ambany elika sa tsy izay ? d izany no mahatonga an'ilay izy mora lany b ! =))=))=))=))=))=))
16. bilakarenjy ( 16/03/2006 07:10)
anisan'ny marina izay fa niova toy izao indray fa ny akanjon' ilay belge no nesoriny tsirairay dia nasiany ilay ranomanitra dia avy eo nampidiriny tsirairay .Mahita hevitra foana ilay belge o!.
17. mamzelkely ( 16/03/2006 07:15)
nandra be le belge zany ee [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/animsympa/1051244230.gif[/IMG]
18. bilakarenjy ( 16/03/2006 07:22)
mamzelkely>tsy ilay belge no nandra fa ilay ranomanitra mihitsy no tsy maintsy laniana .
19. ari.malala ( 16/03/2006 11:08)
:-D:-D:-D
20. watafon ( 16/03/2006 11:51)
bilak,mahita mitsy wa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0539