borosinifin'i zenaida

21. mamzelkely ( 16/03/2006 12:43)
bilak< kozy aaa hay mo zany izy ty ko ts mahafanina be ve ny mifanena aminy k'ty [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/sourire/vignette1/thumbnails/1035319756_gif.gif[/IMG]
22. bilakarenjy ( 16/03/2006 14:38)
alaivo sary an-tsaina hoe :ahoana izany ny fihetsiky ny olona sy ny manodidina rehefa mifanenna amin'ilay belge avy nanampitra ilay manitra ,toa ....,fanontaniana hafa iny fa ity no tena fanontaniana napetrak'i zenaida :tany amin'ilay borosy nify aloha dia efa fihetsika hafa ,dia eto amin'ity ranomanitra ity koa dia mbola hafa koa raha ilay zavatra iry izany tsy tena hafa be mihitsy ,mba vinanio kely hoe ry zareo ....sa ny fandriana mihitsy no mihetsiketsika sa ......:?::?::?::?::?:ampio indray i zenaida amin'io ry zareo .:?::o:o:o8O8O
23. kala ( 16/03/2006 15:00)
hay!
nividy trano le belge mpivady sady efa niborosy nify no nanao déodorant.

Nandritry ny fijerena ny trano de naheno feona fiaran-dalamby...

tsy taitra le hivarotra le trano fa naka mora :
- shhh mandritra ny telo andro fotsiny nareo no tsy zatra fa refa avy eo hoatrany isan'andro.
- tsy manin ary fa ity ny seky misy ny vidin'ny trano fa zahay mivady hatory any @ny hotely aloha manditry ny telo andro voalohany.
24. bilakarenjy ( 16/03/2006 19:13)
kala>tena alefanao aloha loatra ilay fika manaraka sady tonga dia misy valiny avy hatrany ,ianao kosa manome soupapa le,voatery tsy maintsy hitady belge indray izao hanintan-kevitra .
25. Veloo ( 16/03/2006 20:13)
bila a tsssssssss aleo zay no tsara knou ilay nataon'i kala

Kala tsara be retsy a:-D:-D:-D
26. bilakarenjy ( 21/03/2006 14:59)
dia tena manao angaredona kosa nareo e!,dia ahoana izao no pasin'i zenaida amin'ireto "invité",nanofa hotely ireto ?8O8O
27. Veloo ( 21/03/2006 21:30)
taiza ry bila? hotel hilton veeuuu ? :-D:-D
28. kala ( 22/03/2006 07:30)
bilak >zay adin'elà eo ndray aloha fa ity :-* sopapa raha mbola :-w
29. bilakarenjy ( 22/03/2006 15:17)
tena mirefotra be ilay sopapa ry kala a!sady mamy be a!:oops::oops:;-);-),ka lasa tsaroako indray ity hetsika iray nataon'i zenaida ity ,fa henoy ange :
lasa lery nikozy an'ilay belge hoe :misy olona vaovao vao tonga ao fa sao dia mba havanareo fa mihanahana fotsiny ao an-dalatsara ao .
Dia lasa izy mitsam ka avy hatrany dia nihoraka ilay belge niaraka tamin'i zenaida hoe :tonga vahiny isika androany ka andraso ampifakahalalana ianareo ,izy no zenaida ary izy ry zenaida no Lipo cousin germain-ko a!tena mifanakaiky mihitsy ary izy izany no vadin'ny lipo cousin germain-ko .
Dia nandeha teo ny revy belge fa tafaraka samy belge moa ka nihatakataka fa olon-dehibe i zenaida.
Fa ny ampitso dia tafahoana tamin'ilay havan'ilay belge namany teo an-dalatsara i zenaida dia niarahaba ,fa tsy namaly ilay belge .Dia gaga be i zenaida sady nanontany tena hoe :vao omaly ve no nihaona dia tsy tadidin'ny lery sahady androany ,sa mody fanina lery ,dia lasa nankany amin'ilay namany i zenaida :
-F'angaha rehefa arahabaina ianareo dia miavonavona be no sady tsy te hahalala olona izany r'ise ?:?:
Belge : Aaaannn ,mamaly ny arahaban'ny olona tokoa izahay ka ,fa ahoana hozy ianareo niarahaba azy ?:?:
Zenaida :hoy za hoe : manahoana i germain
Belge :hay kosa kay tsy ilay anarany no nolazainareo ko ,hitako no tsy novaliany ny arahabanareo ,ary mba nandra koa nareo izany 8O8O:idea::idea::?:.



30. Veloo ( 22/03/2006 20:59)
bila a amorono size voa2 lesy io blagy io a tsy dia mande firy aty intsony ny rehetra :wink::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469