MISTERY
1. diamondra27
(
15/03/2006 16:28)
ny ankamaroan'ny lhl de tiany kokoa ny vhv mistery noho ny vhv mora na koa hoe: milaza ny momba azy avy hatrany
novalian'i diamondra27 ny 29/04/2006 17:05
4. booboo
(
15/03/2006 19:41)
ngôdé tanaty boky no nahitanao an'io affirmation io ? nisy boky novakiako zay manko milaza an'io kounkou...
6. patrick2002
(
16/03/2006 04:09)
mbola ny lehilahy manana ideologie fa tsy manana foto-pisainana liberal no manana an'izany heritreritra izany.Lehilahy izay mbola manana heritreritra fa izaho ,ihany no atao hoe vehivavy.Izay vehivavy tsy ao anatin'ny ireo dia,taranaka menarana izay.
misy kosa lehilahy izay efa nahita ,vehivavy maro karazana ,tao no nitaizana t@ finoana,tao no nitaizana mba havita tena fa tsy hiankina aman'olona (independante),tao no nitaizana mba hahay hifehy olona dominante,tao no nitaizana mba hikolokolo ny hatsara-tarehy ,beauté.Ireny lehilahy ireny,mahafantatra ny mistery ny vehivavy ,ary tsy tia intsony vehivavy mistery.
matetika ny lehilahy tsy niaraka t@ karazana vehivavy
ireny no tia vehivavy mistery .
Fa ny lehilahy efa niaraka t@ karazam-behivavy ,mpivaro-tena ,intellect ,vadin'olona ,mainty ,fotsy et cetera tsy tia vehivavy mistery intsony.
ka anjaranao no misafidy,tsy iray ihany ny lalam-pahasambarana eto an-tany:-w

7. diamondra27
(
16/03/2006 06:35)
booboo:tsy tanaty boky no nahitako io fa toetra azo jerena izany eo @ manodidina; tsy ny lhl rehetra akory no manao an'io an!
veloo: ny lhl sasany 'zany ry veloo de tiany kokoa raha oe : izy no mi-décpouvre oe: tahaka izao 'ty vhv 'ty sy ny momba azy; fa raha le vhv no milaza directe manamboraka ny fiainany rehetra de tsy de tian'ny lhl sasany
ANTONY: satria hono tsy misy fy, tsy piquant 'zany le relation e!...?
De ahoana ny hevitrareo @izany?
Patrick2002:humm , mbola mampisaina ihany nge 'zany e!misaotra anao nanazava anay ny hevitra mikasika io.:-* de miandry ny hevitry ny namana lhl hafa sy namana vhv ihany koa

8. ari.malala
(
16/03/2006 13:05)
za alo zany vhv, fa ra za manokana no mifidy, d aleoko le tonga d mitsotra toy izay manafina (na toetra io na fiainana) satri tsin n'inon'inona afenina, tsy maintsy mitranga ihany iny @ farany, ka raha tsara mou le nafenina ts d manin, fa raha sanatria ka ratsy le nafenina no loza satri tsin tena tsindrona andanivoha hoan'ilay nanafenana le izy ary hiteraka disadisa be mintsy!
9. fasaly
(
16/03/2006 13:31)
f'ita wa ry ari.:-*
ny ahy clean hatseny amboalohany ihany
fa raha misy mistery zany de tsy tiko ka!
amin'iny hainao kokou ny mitondra lay oul fa
lay hamantatra tsikelikely ny tena toetra manjeraka ihany:-P

14. mamzelkely
(
17/03/2006 05:50)
tonga kôpy njay we dadabe io ambony io :-D:-D
za ko aloh olona ts mistery eee za mazava fôna ny tiko fa refa misy zvt afenina anah ka haiko iny any aorina fa mahazo teny gasy mazava mits le olona aveo sady tonga de ts rarahiko tsony aveo za manko olona franche eo am fiainana ka refa misy zvt ts tiko de lazaiko ny ana ka refa ts hanao mistery amiko de DEHORSSSSS!!!! :^):-D:-D

15. fasaly
(
17/03/2006 06:18)
8) ny ahy tsy teny gasy fotriny ry mamzel fa fa somary aheko teny frantsay:-D:-D:-D ié de adaboko de vita hatseo zany olona mpamitaka zany:^):^):^):^)
16. diamondra27
(
17/03/2006 08:34)
le mistery lazaiko 'zany ge ry 'reto le mahatonga le kof oe: mba inon aza ny lasan'iny joba iny? sns... fa tsy hoe: vao nifankahita akory au RDV d'efa tantaraina doly ny la vie-nao e! fa lazaina tsikelikely le sekire :wink:
17. mamzelkely
(
17/03/2006 09:14)
fasaly< de achina teny ts hainy mits ko k :^):^):-D:-D
diams< za njay ky ambôlohany de ataoko mazava ny ana nisy anzao teo am fiainako tia enao tsara tsy tia enao DEHORSSSS!! tjrs :-D:-D miaraka am daka kely ao aorina:-D:-D

18. mandrindra
(
17/03/2006 09:25)
ny lhl dia tia vhv misy tery satria iny mbola azo halalahana :-D:-D
fa io dia toy ny lalao e, rehefa mihasarotra dia misy fy kokoa. ohatra hoe manjono izao, vao milatsaka ny fintana dia miakatra ny trondro dia lasa plaisirn'ny fihinana ilay izy fa tsy plaisirn'ny jono intsony.

19. patrick2002
(
17/03/2006 10:41)
ianareo vehivavy mihintsy anie no tia manafina eh!
raha ny fandiniha ko azy mitovy daholo ny vehivavy ,rehefa en situation, catastrofique samy mitady hamaharana,rehefa metimety indray ny situation dia samy milaza azy mahavita azy.Oh:Ny vehivavy dia samy manaiky fa tsy mety ny miaraka @ vadin'olona ,rehefa tojo fotoan-tsarotra anefa izy tsy mahita bandy ,vadin'olona no hitan'ny eo mikoty azy hinoako fa iarahan'ny iny vadin'olona iny.Rehefa avy eo manenina @ natao,vao manafina.io ilay mistery.
mamzel:mbola betska ny lehilahy mifandrobaka aminao ka miteny an'izany ianao fa rehefa tsy misy mpijery intsony ianao ,dia ho hitako eo raha mahavita an'izany:lol:

20. diamondra27
(
17/03/2006 11:13)
patrick::-w:-w;
ataovy mahamay le sipa raha tratran'elah miaraka @ vadin'olona klé
'Za tsy mba manenina @ ze zavatra vitako izany an!matoa natao de tokony hi-assumée fa tsy asiana regret 'zany ny fiainana.
Ary inona ny misteriko:wink::-$