MISTERY
124. tovolahy007
(
31/03/2006 02:24)
salut
de lasa izao le resaka hoe Mistery,tsssss.
Zao le mba tsy mety e,tokony tsy misy mivoana zavatra hafa le resaka.
herimiafina>nareo toa ohatra ny zazakely zany ,fa de tsy misy mifandraika @ le sujet ry ambony ry zay resaka lazainao eto,indrindra io @ faraparany io,ary tena betsaka ny sujet any @ lohahevitra hafa any no ataonao toy izao ko.
Mamorona ,enao sujet hafa fa aza mba atao an'izao le an'olona e
De misaotra betsaka

127. Fiffi
(
04/04/2006 15:31)
Herimiafina: ndryyyy io ve akia dia mampi-8-)8-) @ zay efa sujet efa tranainy :)