aza .... @ zvt tsy hay hoa

1. kala ( 15/03/2006 13:37)
Jôba kely iray miresaka an-taroby any @ foiben'ny fifandraisan-davitra

Jôba : manao ahoana tompoko! tena manana pb zà momba ny portable-ko

Teknisiana : manahoana enao de inona no pb nao?

J : Tsy manana batery afa-tsy iray zà de voatery sarzena foana ny telefoniko

T : Hay! tsotra fotsiny : mba hitsitsiana ny baterinao de vonoy matetika ny portable-nao nefa tsarovy fa tsy afaka mandray antso mihitsy enao

J : tsy olana zany ê! velomiko izy refa handray antso zà.

novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:13
2. ari.malala ( 15/03/2006 13:51)
:-D:-D:-D:-D
3. mamzelkely ( 15/03/2006 14:15)
nandra aaaaaaaaa:^):-D:-D
4. onjah ( 15/03/2006 14:17)
:-D:-D
5. watafon ( 15/03/2006 16:02)
:-D:-D:-D
6. Veloo ( 15/03/2006 16:19)
mamzel =))=))=))
7. watafon ( 15/03/2006 16:33)
mamz , k tsy hovelominy kosa v ary ny telefone e! :-D:-D
8. Veloo ( 15/03/2006 17:33)
:-D:-D:-D
9. sasa ( 16/03/2006 04:27)
tssssssssssssss:-D:-D:-D:-D
10. Veloo ( 16/03/2006 20:13)
sasa a 8O misy bibilava angaha ao aky?=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365