itony kosa ny sexy boy e ha ha ha !!!

1. lemenakely ( 15/03/2006 17:26)
itony kosa efa mba misy sexyboy kosa e aiza dia ny jo foana no enjehina ha ha ha
asa izao izay hevitry ny anabaviny mahita an'io ny vazaha aloha tsy intéressé raha ny fijeriko azy izao:-D:-D

http://www.madanight.com/madagascar-photo.28353.htm
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 06:05
2. lemenakely ( 15/03/2006 17:29)
http://www.madanight.con/madagascar-photo-28353.htm
asa raha hisokatra
3. diamondra27 ( 15/03/2006 17:44)
tsy misokatra
4. gasypantin ( 15/03/2006 17:47)
eee tsy misokatra o
5. booboo ( 15/03/2006 17:59)
mihidy e
6. valie ( 15/03/2006 18:39)
tsis ninin e!
7. Fiffi ( 15/03/2006 19:38)
:-D:-D tena tsy misokatra marina :-D
8. fasaly ( 15/03/2006 19:58)
kou i lemenakely zany no sexy boy aminy raha azoko tsara:roll::roll::roll:
9. lemenakely ( 15/03/2006 19:58)
mahagaga fa tsy mety misokatra ilay izy ao @ madanight.com no misy azy sarina pelaka
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28353.htm
10. fasaly ( 15/03/2006 20:12)
hahahahha botabotakely otran'ny fembevavy! tsy sexy amiko kosha klou io e! hihhi pelaka lotsa :-D:-D:-D
11. Fiffi ( 15/03/2006 20:19)
nisokatra hiany nihafarany :-D
12. xxx ( 16/03/2006 00:19)
13. dadabe ( 16/03/2006 00:20)
:-D:-D
14. pissoa ( 16/03/2006 03:43)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. Fiffi ( 16/03/2006 04:37)
fasaly: :-D:-D:-D ary lery koa anie tsy lava eh! ny tongony aloha toa tsy lasa koa izy zany :-D:-D:-D:-D
16. fasaly ( 16/03/2006 05:03)
:-D:-D:-D:-D
17. fasaly ( 16/03/2006 05:04)
fohy fohy botakrly zany lay fe ny ry fiffi e!:-D:-D:-D:-D de lay foitra:-D:-D:-D
18. diamondra27 ( 16/03/2006 07:57)
tsss, tsy hita le tarehiny kouuu
19. Fiffi ( 17/03/2006 06:29)
fasaly: ka ny fahitako ny tongony aloha dia ohatran'ny ireny filaza hoe "pied plat" ireny ko!:-D
20. mandrindra ( 17/03/2006 08:16)
ary extremista nareo zany an, ny tongony sy ny tarehiny fotsiny anagaha no jerenareo ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3183