itony kosa ny sexy boy e ha ha ha !!!

21. Fiffi ( 17/03/2006 10:23)
mandrindra: wadrayyy !! io kosa ve dia midika hoe extremiste eh ? ka tonga dia hita be ary ialy izy koh! :-D:-D ka tsy aleo ve tonga dia any aloha no topaza-maso sa ahoana ? ny endrika aloha voalohany kosa eh! :-D
22. mandrindra ( 17/03/2006 11:18)
dia tsisy afa tsy tongotra sy tarehy zany tao amin'ilay sary
23. Fiffi ( 17/03/2006 12:21)
mandrindra ko tsssss !! :-D:-D mody tsy maharaka ao fotsiny ve eh ? :-D fa io kosa wa no hita voalohany koh! :-D:-D
24. mandrindra ( 21/03/2006 14:39)
dia tantarao amin'izay izay hita manaraka e !!
25. Fiffi ( 22/03/2006 06:01)
26. mandrindra ( 22/03/2006 09:39)
nampivontirika maso toy izao mihitsy angaha ny zavatra hita tao le ?
27. Fiffi ( 22/03/2006 09:54)
kiiiiii!!! mandrindra koh tssssssss :-D:-D:-D:-D
28. mandrindra ( 24/03/2006 09:11)
fiffi a, inona ary ity tsssss lava ity ? fa maninona no asiana s betsaka toa io sa amin'izay be bibilava, tsaiklou e !!
29. Fiffi ( 24/03/2006 09:22)
mandrindra: andraso ary hovaiko an! :-*:*:-*:* mety ve io ?
30. mandrindra ( 24/03/2006 10:57)
zay ahay an !!! tohizo fa tsara
31. Fiffi ( 25/03/2006 06:05)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3055