Tena tia ve zany sa !

1. xxx ( 15/03/2006 14:06)
Nisy sipa 1 zay nifanila trano tamiko ,tsy mbola niaraka zay t@zany ,d nifanerasera teny ,tsy nieritrerita ny hiaraka taminy mintsy za,zay no tao an-tsaiko ,tratra ihany za nony taty aoriana ,niaraka izahay,nefa nony vao niaraka ,ohatra hoe androany dia nangataka anao rapport tamiko izy ,tsy azoko mintsy hoe ahoana ary zany ,dia nataoko lay izy aloha e, fa tsy azoko mintsy hoe fitiavana ve zany aminareo ,vao mihaona dia manao !:lol:
novalian'i little ny 06/04/2006 10:28
2. fasaly ( 15/03/2006 14:10)
oujjjjyyyyy! fa nahoana no asiana fetra lay zavatsa:°) ny feeling ihany no mitondra an'io fa raha misy ny fitiavana mbolam iampy an'io de vo maika mitombo beuhhhh lay fitiavana kozy zany....:wink:
3. Fiffi ( 15/03/2006 15:35)
zany ve ry fasaly ?:roll:
4. booboo ( 15/03/2006 17:56)
xxx > Refa samy mahazo fahafinaretana fotsiny défa zay klou.
5. fasaly ( 15/03/2006 18:07)
fiffi: marina zany ka:wink:
6. andry08 ( 15/03/2006 19:05)
Mety ho efa nandrasany ianao an!=D=D=D=D
7. Vaika ( 15/03/2006 19:42)
I Ra-xxx kosa toa ohatran'ny mampiresaka fotsiny. Dia im-piry tany aza ianao e ? Dia izy indray no nangataka an ! Ary sao dia hadino ny niaro-tena, io no tena important !!!
8. Veloo ( 15/03/2006 20:49)
amiko zany tsy fitiavana, ny fitiavana volohany dia ny fanajany anao..:wink:
9. ambivotra ( 16/03/2006 14:09)
amiko aloha tsy misy dikany ny fotona na 1 andro na 1 volana ;na 1 taona, fa rehefa tena masaka ny fitiavana dia mandeha ho azy ny amin'izany saingy amin'izao fihanaky ny sida sns....izao dia tokony hampiheritreritra be ihany ny toy izany ka ny reflexe voalohany dia ny miaro tena !Hita miandàlana eny ihany raha tena fitiavana ilay izy satria tsy ho fantatra ve ny setroka sy ny tomany eh!!!
10. fasaly ( 16/03/2006 21:15)
ié:P
11. Angolaina ( 23/03/2006 12:32)
Ny hoe fitiavana sa tsy fitiavana ? efa ela izany faniriny izany no tao aminy matoa vao raikitra ny anareo de avy koa izy @ angady sy ny harona !:D
Mety manana ny lazanao manokana ko angamba enao @io fandehan-javarta iray io ka mba tiny ho fantarina tsara ny tena marina e ! :-P
Nefa iza no mahalala izay tena antony nampanao azy anzany ?:?
12. sasa ( 24/03/2006 05:51)
Angolaina :-D:-D:-D:-D mety hoe efa ela tsy nahita izy d mba mila vonjy koa
13. mandrindra ( 24/03/2006 09:26)
ô ra xxx a, rehefa tsy tianareo ny omeny foana dia teneno izy hoe za tsy te hanao e. toa nareo omena indray no tsy faly le.
14. ikalakintina ( 24/03/2006 21:06)
aiza enao xxx a!, f'enao anga tena tsy tia azy e!
15. Fiffi ( 26/03/2006 16:30)
mandrindra: :-D:-D:-D:-D
16. Fiffi ( 26/03/2006 16:30)
sa izany ve no hatao hoe "saro-tiavina sahalan'ny po" ? :-D:-D:-D
17. radeeds ( 27/03/2006 03:15)
hihihi!
ôry xxx> nareo toa matahotra!
nareo kosa angamba mety tsy tena tia kle
izy mety efa ela no niandry.:oops::)
18. ikalakintina ( 27/03/2006 11:23)
aiza xxx e!,
inona le po ry fiffi?
19. little ( 06/04/2006 10:28)
Izy lesy zany an! fa maninona no hiandrasana radem doly ny zavatra rehetra e! sa ela mitsatsaka?
Ao am-bovony mitsy ela zany fa aza taitra fa kozio ndray hoe radem ndao ndray e!=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0989