fety be
1. ari.malala
(
15/03/2006 12:09)
Feno teloplo taona hono ny mariazin'izy mivady zany d ozy le ramatoa, ndao ranga mba vonona le kisoa ao hanaovantsika fety rapitso fa feno telopolo taona rapitso anie ny fanambadiantsika e! d ozy le ranga namaly tsy taitra,fa manin ny kisoa no hovonoinao? Nga zany faute ny?
répondu par Veloo le 16/03/2006 20:14
4. kala
(
15/03/2006 13:21)
ari > milay ndray iny an =D=D=D=D
f'iza zany no tokony hovonoina ve sa aleo alaiko any le kisoa hamonoako azy :roll::roll::roll:
f'iza zany no tokony hovonoina ve sa aleo alaiko any le kisoa hamonoako azy :roll::roll::roll:
9. kala
(
15/03/2006 15:00)
ari > nefa zay ange tsy mihina-kisoa ê!:oops:
fa mamono tsy manin indrindra fa kisoalahy :roll::roll:
fa mamono tsy manin indrindra fa kisoalahy :roll::roll:
11. Veloo
(
15/03/2006 16:24)
=))=))=))=)) mba loza ko zany raha ranga kle izy zany no tokony vonoina kle masika ratsy :-D:-D:-D
20. mamzelkely
(
16/03/2006 12:44)
ieuu zay ngah njy vô kôpy, je pleure de rire [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/sourire/vignette1/thumbnails/1037198529_gif.gif[/IMG]
