belge tany @ dezera
1. kala
(
15/03/2006 14:32)
Nitsangatsangana tany @ dezera reto belga roalahy.
Ny iray mitondra varavarana fiarakodia iray.
Nanontany ilay belga iray :
- fa manin leitsy iny no entina aty iny varavarana vam iny â:?: manavesatra sy mandany aina fotsiny
- elà ty tena tsy mampiasa kôkô mihitsy... ampidinana leitsy ny vitra refa mafana
:roll::roll::roll::roll::roll:

répondu par Veloo le 16/03/2006 19:44
7. kala
(
16/03/2006 14:38)
tsisy merci fa le hôtesy tary koa ange ry veloo ka belge hono ê!:-D:-D:-D