aniversera
1. kala
(
13/03/2006 14:02)
Hoy ity vehivavy iray tamin'ny vadiny :
- Chéri a, efa mba nieritreritra ny momba ny aniverseran'ny mariazintsika?:*
- Edrey, ianao ve ahoana ê! Hoentiko any amin'ny toerana mbola tsy nalehanao ianao.
- :) hay, aiza akia zany?
- ao amin'ny lakoziantsika :twisted:
- :roll::roll::roll:

novalian'i kala ny 21/03/2006 06:44
7. Herimiafina
(
13/03/2006 15:58)
Favy kosa zany cadeau d'anniversire izany klé. Atero ao andakozia zah fa tonga de hummmm, fa izao, fenoy klou ny frigo klé. hehehehehe=))=))
12. bebe
(
14/03/2006 05:32)
=))=))=))=))=))=))=))
tena mifanohitra be : vehivavy indray no tsy mpakany an-dakozia
kala > fa manana sôlafa firy ry zareo:roll:
tena mifanohitra be : vehivavy indray no tsy mpakany an-dakozia
kala > fa manana sôlafa firy ry zareo:roll:
14. kala
(
14/03/2006 15:02)
mamzel > f'angaha tenda ihany vao mankany andakozia klé..:-D
zà zao tsy tenda fa mankany foana manao raharaha:-$
zà zao tsy tenda fa mankany foana manao raharaha:-$
15. diamondra27
(
14/03/2006 15:43)
dadabe (l)chéri(l) aiza oooo!
miandry anao ato andakozia za oooooo
miandry anao ato andakozia za oooooo
19. diamondra27
(
15/03/2006 06:45)
bebe:fa ahoana koa zany adinareo 'zany e! solafa ihany ve no mahazo miditra any andakozia fa tsy ny olona rehetra, nefa ao indrindra no toerana tena milay an! sady misakafo no manasa vilia ary mitazatazana:-D:-D, avia njy aty ry bebe fa mila ampianarina zavatra betsaka momba ny fiainan'ny tanora ah!