aniversera
21. kala
(
15/03/2006 10:27)
diam > samy manana ny specialté ny an! azonjy ndray ty manoratra en kolera ity...:-*:-*:-*:-*
zà tsy manana lakozia fa mba antsoy ry diam sa manjary mangala-pihinana :miam::miam::miam:
zà tsy manana lakozia fa mba antsoy ry diam sa manjary mangala-pihinana :miam::miam::miam:
22. diamondra27
(
15/03/2006 15:51)
kala: :-$:-$
ka asiana couleur kely le fiainana fa toa be loatra ny mimenomenona fa fijaliana ny fitiavan , de ato @ hatsikana de mbola misy ny tsy faly nefa efa oe: hatsikana. Fa ahoana manimba maso be nga le soratra couleur akia? :-D:-D:-D
andraso aloha mbola dinihiko tsara oe : inona ny sosy tianjy vao asaiko njy e!(steack frite ngamba :-D:-D:-D)

23. kala
(
15/03/2006 15:59)
diam > tsy manimba maso le izy fa milay ka! refa tsy mahita soratana zà de zay ataon'ny olona no resahina ka!fa tsy mimenomenon zany ka
misôtra amin'ila steack frit fa zà akia tsy homana hena ange ê!:wink:
fa tsy pomme frite kosa aloha sao lasa any belzika eo zà...
anaovy tarte aux pommes zà fa tsy misy mijanona eo na ny pitiny aza...de aza miteny mafy sao mankaty andakozia daholo ny olona :-D:-D

25. Mifenty
(
15/03/2006 19:49)
ary tena napetrak'i lery tam toerany mitsy zany le vevavy vadiny atram zay le
:-D:-D:-D:-D
bien vu man
:-D:-D:-D:-D
bien vu man
27. diamondra27
(
16/03/2006 07:33)
mifenty: elaela an! de tonga soa njay!nahita resaka lakozia de niditra an!
30. diamondra27
(
17/03/2006 09:43)
kala: tarte aux pommes 'zao no vita , de aux poires sao tsy tianjy?
32. diamondra27
(
18/03/2006 06:55)
efa oe: veloma daholo oa: sady efa voky sakafo sy gâteau doly nareo de lasa @ 'zay zà
33. kala
(
18/03/2006 08:39)
diam > tsy tonga taty ilay tarte fa hitandry io tenda an-kanina eo ambony io angamba no nilelaka le izy:oops::oops:
35. kala
(
21/03/2006 06:44)
diam > njy koa angamba niaraka nilelaka le gâteau de tsy nandalo tsony an!:wink:
:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
:-D:-D
:-D
:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
:-D:-D
:-D