Mitady hafatra

1. pissoa ( 13/03/2006 19:12)
Mety ve raha asiana toy ny hoe Asehoy ny hafatra avy amin'i ... ao amin'ny hafatra voaray. Toy ny ao amin'ny hafatra lasa misy hoe Asehoy ny hafatra ho an'i : ...

Misaotra o
novalian'i pissoa ny 14/03/2006 13:36
2. hery ( 13/03/2006 20:19)
Izany hoe efa tao ihany io fa ny bouton hiantsoana azy fotsiny no tsy misy :-(

Asio hoe &from=pseudo eo amin'ilay URI-n'ny hafatra

OHatra, ny hafatra avy aty amiko

http://namana.serasera.org/?rub=namana/hafatra&from=hery

Hojerena ny hametrahana azy eo amin'ny lisitry ny hafatra
3. pissoa ( 14/03/2006 04:29)
OK, misaotra e!
4. berotika ( 14/03/2006 05:06)
BONJOUR toi faly be zah fa nahafantra anao teto @namana serasera :lol::lol::x:x:x
afaka mifanafatra eto ve isika zah isanadro dia tsy maintsy mandalo eto rahatianao
5. berotika ( 14/03/2006 05:06)
BONJOUR toi faly be zah fa nahafantra anao teto @namana serasera :lol::lol::x:x:x
afaka mifanafatra eto ve isika zah isanadro dia tsy maintsy mandalo eto rahatianao
6. pissoa ( 14/03/2006 13:36)
Euuuu, zah ve hiresahanao sa i sefo :roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8226