GASY MPANAO ODY ATY FRANCE

1. boubounezy ( 06/03/2006 21:11)
:lol:aona ny fijerinareo ny gasy mpilalao ody eto france na @ tany ampitandranomasina:roll::roll::roll: marina fa annimistes tsika gasy nefa ve dé mbola tonga aty zany fomba izany:?::?::?::twisted:
novalian'i verbeeck ny 06/05/2006 13:19
2. Veloo ( 12/03/2006 23:54)
8O:-w:-w:-w
3. Fiffi ( 13/03/2006 04:50)
fijo: :roll::roll:
4. Veloo ( 13/03/2006 19:22)
:-D:-D
5. Fiffi ( 14/03/2006 05:43)
tsy hinoako na ny finoana kristianina na ny ody gasy,fa ajaiko ny finoana gasy
nefa raha tsy mino ny finoana Kristianina ianao nefa manaja ny finoana gasy , amiko misy finoana Kristianina hiany ao @ nao zany.
6. rapala ( 15/03/2006 08:23)
boubounezy: fanafody gasy izany ange akia ka misy karazany betsaka e! eo ny fanfodim-pitiavana, ao ny fanafody manasitrana, ao ny fanafody manao 'curse'. dakor aho raha manasitrana ilay izy satria na izaho aza mitady fanafody manasitrana, vita malagasy fa raha fanaofody manimba olona indray, dia mbola mandeha ve ilay heriny rehefa niala an'i dago? Dia inona hono akia no vokany ho azon'ilay olona amin'izany, efa mba lasa france sy any am-pita ve dia mbola mila fialonana sy lelompo @ sasany?
7. little ( 07/04/2006 10:08)
Gaigy ko zany le aza, ndao ndray exporte-na zany e! Bizina koa nge zany e! ny aza voany ihany kle! Tokony hatao filma ohatran'ny Harry pottera zany kle!=))=))=))
8. ollie ( 25/04/2006 18:57)
Fa ahoana no ahalalanareo an'izany e!hoe misy manao ilay ody na misy ny mpanao ody,dia misy ny olona andairan'ny ody.
9. verbeeck ( 06/05/2006 13:19)
Mamphomé b zany ody gasy inn anefa lay izy é???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5398