Ti - Tan 2
1. nolalaina
(
06/03/2006 15:25)
Tairo ndray bedada an!! apidiro ndray éé!! :wink:
novalian'i diamondra27 ny 17/03/2006 13:19
6. fasaly
(
06/03/2006 16:39)
aiza bedada fa misy tena mila ti-tan be ato zany an!
ampidiro hono ry bedada aaaaaaaa!:-D
ampidiro hono ry bedada aaaaaaaa!:-D
8. akamatiana
(
06/03/2006 17:21)
bedada aza ampidirina any am sisiny any lesy le izy fa eto ampidirina ho hitanay an!! ihihihih=))
10. lapino
(
06/03/2006 17:38)
Veloo, tena aleo aloo tsy asiana sary fa efa bedebe atsy ambadika atsy e! http://www.casusbelli.com/portail/003/i/schtroumph.JPG :wink:
12. nolalaina
(
06/03/2006 18:36)
hihihihihi nareo reto an!! :-w :-w :-w lé "dinika" no tiko lazaina ;-)
18. akamatiana
(
06/03/2006 18:41)
heinn zah manampy an'i bebe ra misy roumbo eo an!! kouny mou veloo o!!:-*:-*
19. nolalaina
(
06/03/2006 19:37)
Veloo:
jy aza miala eo fa njy ko anie bebe faha 46 zao e=))=))=))=))
tsssss efa tena tara bé za zany raha faha 46 be zao!! hihihihi tsy misy azo songonana ve ato?? :lol:
20. Veloo
(
06/03/2006 20:26)
nolalaina a an3 mety ka raha tian-njy ny ho faharoa dia mety tokoa moa zany =))=))=))
bebe-2
bebe-2
