bizutage

1. rasah ( 06/03/2006 16:44)
ny école no tena manaraka io "fomba" io raha @ sehatrin'ny fampianarana.ambara fa mba hisin'ny "intégration"-n'ireo mpianatra vao2 no antony. tsikaritra anefa fa la zary fanambaniana sy maherisetra izy i tato ho ato ka mampametraka fanontaniana ny mbola fisiany
novalian'i toovs ny 08/06/2006 16:32
2. lapino ( 06/03/2006 17:15)
Vô bizutage fotsiny ve rasah d'efa tsy sah le? :)
Fa ny bizutage ve tsy misy soumission sy herisetra kely foana e? Fa misy fitsipika koa mifehy an'ireny raha ny fahalalako azy.
3. pissoa ( 06/03/2006 18:26)
Tsy haiko alou izay tena atao amin'ireny bizutage ireny e, fa raha ny jerijerenay teny Ankatso dia otran'ny nanenina zany foana zah nanao faculte fa tsy ecole kle :-w:-D:-D:-D:-D
4. jennifer2 ( 06/03/2006 22:36)
Ny bizutage de tena fampidirana ny mpianatra vaovao mihitsy. Samy manana ny fomba fanaovany azy ny ecole tsirairay arakaraky ny tanjona. Ohatra, ny an'ny Agro, olona hiasa any ambanivohitra, hilalao tain'omby, hitana angady koa sns, ny asa rehetra eny ambanivohitra rehetra e! izay no antony tsy maintsy hampandraisana azy ireo tain'omby ohatra. Ho an'ny EPS ao @ ENS zao, hampianatra taranja fanatanjahatena no ho tanjony ao, rariny ry zareo raha sedraina @ ireo karazam-panatanjahatena fa tsy ho mpitari-bato vilam-bava fotsiny (tsy ho therori fa mba hisy pratique)
5. diamondra27 ( 07/03/2006 11:19)
'zahay taloha mba nanao ihany le vao hiditra seconde spécial (tany @ lycée technik), tena sahy fa tsy natahotra, de t@ SN koa, niditra ranopotaka hatrany @ soroka saika difotra :-D:-D:-D:-D
6. boubounezy ( 07/03/2006 18:00)
refa tsy tantinao dé ipitsio any fa zany akory tsy midika fa tsy mi s'integre enao an!:lol:

rasah:

ny école no tena manaraka io "fomba" io raha @ sehatrin'ny fampianarana.ambara fa mba hisin'ny "intégration"-n'ireo mpianatra vao2 no antony. tsikaritra anefa fa la zary fanambaniana sy maherisetra izy i tato ho ato ka mampametraka fanontaniana ny mbola fisiany

7. rasah ( 08/03/2006 14:54)
lapino:

Vô bizutage fotsiny ve rasah d'efa tsy sah le? :)
Fa ny bizutage ve tsy misy soumission sy herisetra kely foana e? Fa misy fitsipika koa mifehy an'ireny raha ny fahalalako azy.

raha tena "bizutage dans les normes" dia tsy misy hatahorana, fa ny enjana dia lasa règlement de compte ilay izy matetika:)
8. toovs ( 08/06/2006 16:32)

de mba regleo fotsiny any ra izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1179