GASY MPANAO ODY GASY NEFA ATY FRANCE

1. boubounezy ( 06/03/2006 21:16)
:Dmaninn ny gasy efa aty ampita na @ tany étranger hafa mbola manao ody gasy iany:?:ekeko fa tsika gasy dé annimistes nefa matonga saina iany satry na gasy manampahaizana be reny aza dia manao ireny aty ampita, eo ny par courrier eo ny par tel na eto antoerana mintsy aza no anaovany sasany azy:twisted::?::?::?::?::twisted::!:
2. marozevo ( 07/03/2006 01:36)
Tsy dia asiana olana izany eh... Ny ody akory tsy natao ho an'ny tany mahantra ihany. Fa angaha rehefa aty an-dafy isika dia hoe tsy gasy intsony. Na i boubounezy aza afaka manao raha tianao eh... Izaho aloha dia tsoriko fa aty an-dafy aho, nefa manao ody gasy eh... Tsy hitako izay olana amin'izany.
3. dadabe ( 07/03/2006 03:37)
:-w:-w:-w manao ody ramaro le
4. Fiffi ( 07/03/2006 04:37)
Izaho aloha dia tsoriko fa aty an-dafy aho, nefa manao ody gasy eh... Tsy hitako izay olana amin'izany.
:roll::roll::roll:
5. sasa ( 07/03/2006 04:38)
8O8O8O8O za matawatra an'zany ry reto an! njinja fa hoe odifitia
6. hery ( 07/03/2006 07:10)
Fa inona aloha ilay manao ody gasy?
Mampiasa tambavy rehefa sendra marary ve?
Misotro ranomboasary makirana sy tantely sy atody rehefa mikohaka ve?
Raha ireo dia mba manao koa aho na aty ivelany aza kah. :-)
7. booboo ( 07/03/2006 07:11)
Tsy azo atao angaha ny manao ody :roll::roll:? zà koa manao refa marary sy tsy te-ho any @ pharmacie sqy dokotera. Manao ron-tsakamalao atao ODY sery sns.
8. mirana5 ( 07/03/2006 07:51)
inona no olana raha manaraka antsika any ivelan'i MSCAR ny ody rehefa tsy hanafoezana ny andron'ny olona tsy azokazonao, io fa hita misongadina eo ndray lay manambany ny gasy oatran'ny tena OUFFF:cry::cry::cry:!!!
9. naritsimba ( 07/03/2006 08:35)
Raha natao hitsaboana dia tsy misy maharatsy azy io, sady angaha mou refa hoe gasy de ratsy foana ?
10. diamondra27 ( 07/03/2006 11:15)
tena mpanao ody daholo kay 'nareo an!:-w:-w:-w:-D:-D:-D

hery: mety ho hafa kosa le remède de grand-mère e!
11. rurik ( 07/03/2006 12:58)
boubounezy:

:Dmaninn ny gasy efa aty ampita na @ tany étranger hafa mbola manao ody gasy iany:?:ekeko fa tsika gasy dé annimistes nefa matonga saina iany satry na gasy manampahaizana be reny aza dia manao ireny aty ampita, eo ny par courrier eo ny par tel na eto antoerana mintsy aza no anaovany sasany azy:twisted::?::?::?::?::twisted::!:



raha azoko le tianao lazaina dia mba mahita koa ianao zany an .
12. booboo ( 07/03/2006 13:18)
diamondra27 > Tsy mbola naheno fomba fiteny tahaka izao mihitsy ve ianao : ody tazo, ody moka, ody kohaka, ody sery, ody fanafana .... . Misy karazany maro ny ody fa tsy ilay natao hamosaviana ihany na ilay asan'ny devoly ouz ny sasany zay :roll:
13. boubounezy ( 07/03/2006 14:40)
za alou tsy tia anireny e! ka zay no mahagaga anah @ io fomba io ary tsy hoe zany akory ny maha gasy sy tsy mahagasy @ko:roll:


marozevo:

Tsy dia asiana olana izany eh... Ny ody akory tsy natao ho an'ny tany mahantra ihany. Fa angaha rehefa aty an-dafy isika dia hoe tsy gasy intsony. Na i boubounezy aza afaka manao raha tianao eh... Izaho aloha dia tsoriko fa aty an-dafy aho, nefa manao ody gasy eh... Tsy hitako izay olana amin'izany.



14. boubounezy ( 07/03/2006 14:41)
hihihihi ita kou!!! fa mba tsy mandainga kosa ngamba ô!:lol:



dadabe:

:-w:-w:-w manao ody ramaro le



15. boubounezy ( 07/03/2006 14:43)
gaga fotsiny ve njiko ry fiffi a!:-D:-D:-D



Fiffi:

Izaho aloha dia tsoriko fa aty an-dafy aho, nefa manao ody gasy eh... Tsy hitako izay olana amin'izany.
:roll::roll::roll:



16. boubounezy ( 07/03/2006 14:44)
marina kia ny anjy a! za kou otsanjy zany!:!:


sasa:

8O8O8O8O za matawatra an'zany ry reto an! njinja fa hoe odifitia




17. booboo ( 07/03/2006 14:45)
boubounezy > fa inona no atao hoe " ody gasy " araka ny hevitrao kay ?
18. boubounezy ( 07/03/2006 14:46)
:lol: ny any hery kou zany le grogue no resahanao fa tsy mitovy @ mpanompo sampy mintsy zany @ko alou e! lavitriny afo ny kitay !:-D


hery:

Fa inona aloha ilay manao ody gasy?
Mampiasa tambavy rehefa sendra marary ve?
Misotro ranomboasary makirana sy tantely sy atody rehefa mikohaka ve?
Raha ireo dia mba manao koa aho na aty ivelany aza kah. :-)



19. boubounezy ( 07/03/2006 14:49)
mbola grogue iany kou zany ry booboo a!:^)


booboo:

Tsy azo atao angaha ny manao ody :roll::roll:? zà koa manao refa marary sy tsy te-ho any @ pharmacie sqy dokotera. Manao ron-tsakamalao atao ODY sery sns.



20. boubounezy ( 07/03/2006 14:54)
:twisted::roll:tsy fanambanina gasy mintsy zany alou @ko e! fa @ko ny oul mpanao anireny na gasy na tsy, dé oul tsy matoky ni tenany fa tsy maintsy mamikitra @ zé azo amikirana fona na ita fa tsy manjary zao aza, ary za tsy mbola nahita oula ha nanankarena na voaro t@ loza retra zay nitranga t@ fiainanay ra nanao ody gasy fa aleo mba ampitomboina kely angamba alou ny saina!... sa aona?:twisted:


mirana5:

inona no olana raha manaraka antsika any ivelan'i MSCAR ny ody rehefa tsy hanafoezana ny andron'ny olona tsy azokazonao, io fa hita misongadina eo ndray lay manambany ny gasy oatran'ny tena OUFFF:cry::cry::cry:!!!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5448