GASY MPANAO ODY GASY NEFA ATY FRANCE

21. boubounezy ( 07/03/2006 14:58)
sady tsy OUF!!! mba mandinika a DONF fotsiny ka!:-D:-D:-D

mirana5:

inona no olana raha manaraka antsika any ivelan'i MSCAR ny ody rehefa tsy hanafoezana ny andron'ny olona tsy azokazonao, io fa hita misongadina eo ndray lay manambany ny gasy oatran'ny tena OUFFF:cry::cry::cry:!!!



22. boubounezy ( 07/03/2006 15:03)
ary ra zay ozy enao; mba efa nahita preuve aratsiantifika ve enareo reo fa ny mpimasy dé nanasitrana sida na nanangana ny maty na mety mahay zé tsy avoazany ny gasy ny grippe aviaire na ny tsikongonia?? ra vitany ody gasy zany dé manaiky ny teninareo mpanao ody gasy reo za alou e!:^):-D;-)


naritsimba:

Raha natao hitsaboana dia tsy misy maharatsy azy io, sady angaha mou refa hoe gasy de ratsy foana ?



23. fasaly ( 07/03/2006 15:05)
io ody ody io wa! arnak fotsiny io fa tsy manankery e!:-D:-D:-D very zay vola raha any no mitonantonana:°)
24. boubounezy ( 07/03/2006 15:06)
hery ny remède grand mère ekeko fa ra mbola misy sacrifice sy ny incatation tsy ekeko.

diamondra27 za alou tsy akamanireo mpanao ody gasy be reo a!:-D:-D:-D=))=))=))=))=))




diamondra27:

tena mpanao ody daholo kay 'nareo an!:-w:-w:-w:-D:-D:-D

hery: mety ho hafa kosa le remède de grand-mère e!



25. boubounezy ( 07/03/2006 15:11)
booboo ka ny tiko holazaina le mijery mpomasy sy le hoe masina dada ozy reny fa ra ny resaka ody sery tsy mitovy @ mpanopo sampy mitahiry tampakazo antrano sy ny vily asina rano efa nanaovana incantation dé asina vola izy zay ra tsy diso za, fa ny akabetsahany oul mpanompo sampy +mébetsaka lé ody + otrany mé lasa adaladala zany lé oul! ka inn ary ny vokatso azo @ lé mamompo sampy na manao ody gasy?:roll:


booboo:

diamondra27 > Tsy mbola naheno fomba fiteny tahaka izao mihitsy ve ianao : ody tazo, ody moka, ody kohaka, ody sery, ody fanafana .... . Misy karazany maro ny ody fa tsy ilay natao hamosaviana ihany na ilay asan'ny devoly ouz ny sasany zay :roll:



26. sipagasy ( 07/03/2006 18:32)
lazaiko anareo fa izaho aza efa nahita tromba taty lafrantsa kleee, hihih mba marina e! hihih, fa any marseille no tena feno azy ary misy maro koa ao @ region parisienne, tsy ho tononiko anarana eto izy fa aleo hahatsapa tena e! mmhhhh fany teniko aloha dia tsotra e! tsy mino izany aho, raha mahay milalao ody tokoa moa ry zareo maninona no tsy hitandry zareo ilay isa @ kodidiakely mba ahazahoana loto ohatra hhihhihih izay e! resaka ka tiana hatao e!
27. Fiffi ( 07/03/2006 20:06)
dia manankarena be dia tsy manao an'izany intsony !
28. vale ( 07/03/2006 21:28)
:twisted::twisted:tena grrrr!be alou le mpanao ody e, na gasy na tavaratra na afrikana.... betsaka ny oul voan'io na aty ivelany aza(ilay antsoin'ny vazah hoe manao crise na dépression , resaka sorcelerie daôly ireny:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:) ary ny tena maha-dadany andry zareo dia ny manao ratsy oula ihany no fantany, ny ANKOATR'izay lainga be , arnak araka ny tenin'i Fasaly:twisted:
29. vale ( 07/03/2006 21:30)
...minominoa an'reny nge fa lany eo ny vola e:°):°):}
30. marozevo ( 08/03/2006 00:20)
boubounezy moa ? > Ilay filazanao azy ary amin'ny voalohany mihitsy no tsy levon'ny vavoniko eh... na dia efa aty an-dafy aza... fa raha mbola tsy aty dia ahoana? Ohatran'ny tena manambany ilay GASY nipoirana any Madagasikara... na dia efa aty an-dafy aza... aty izany efa lasa lavitra. Marina angamba izany ara-teknolojia, fa raha ara-toe-tsaina kosa tsy ekeko. Hafa ihany ny tena Malagasy.

Za tsy manao ody gasy izany fa laingako leitsy ry dadabe ah... Manao kely ihany aho fa ohatran'ilay ataon'i Hery no ataoko. Nanafatra tantely avy any an'An'alan'i Madagasikara mihitsy aho ataoko ody kohaka sy ny sisa. Dia afaka mividy sakamalaho gasy ery akaikin'ny Piazza Cavour. Tena mahomby io.. nolovàna tamin-dry Bebe manko.

fa raha ody gasy hanimba fiainan'olona, na hanaovana fitia an-tery, tsy mboh izaho !..
31. Fiffi ( 08/03/2006 06:11)
Mba jereo kely anie io lahatsoratra vao2 ao @ hoy ny gazety momban'io "ody" io eh! fa tena mampangoritsana mihintsy .
32. boubounezy ( 08/03/2006 07:52)
hahahahaha! :-$ mety marina izany zany ry sipagasy an!


sipagasy:

lazaiko anareo fa izaho aza efa nahita tromba taty lafrantsa kleee, hihih mba marina e! hihih, fa any marseille no tena feno azy ary misy maro koa ao @ region parisienne, tsy ho tononiko anarana eto izy fa aleo hahatsapa tena e! mmhhhh fany teniko aloha dia tsotra e! tsy mino izany aho, raha mahay milalao ody tokoa moa ry zareo maninona no tsy hitandry zareo ilay isa @ kodidiakely mba ahazahoana loto ohatra hhihhihih izay e! resaka ka tiana hatao e!



33. boubounezy ( 08/03/2006 07:54)
iza kia no lasa nanankarena be t@ zany dé avy eo nijanona? zany ve tsy isy conséquance ratsy be @ fiainany le oull?


Fiffi:

dia manankarena be dia tsy manao an'izany intsony !



34. boubounezy ( 08/03/2006 07:57)
(l)tena marina mintsy kia zany vale e! itako mintsy fa misy oul betsaka fantatro manao aty fa tsy itako zé mba fandeany tsara azo tsampaintanana eo!:*


vale:

:twisted::twisted:tena grrrr!be alou le mpanao ody e, na gasy na tavaratra na afrikana.... betsaka ny oul voan'io na aty ivelany aza(ilay antsoin'ny vazah hoe manao crise na dépression , resaka sorcelerie daôly ireny:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:) ary ny tena maha-dadany andry zareo dia ny manao ratsy oula ihany no fantany, ny ANKOATR'izay lainga be , arnak araka ny tenin'i Fasaly:twisted:



35. boubounezy ( 08/03/2006 07:58)
(l)hihihi tena kôzy!;-)


vale:

...minominoa an'reny nge fa lany eo ny vola e:°):°):}



36. boubounezy ( 08/03/2006 08:12)
ra ny momba ny fanambanina ny gasy alou dé elako lavitra satry za ty ny mahagasy ahy ary farany zé nationaliste be iringiriny, ary ra miresaka @ étranger za na resaka oatra lazainy fa tsy mety ny ataony gasy fa manao dadarabe de miady @ko io étranger io. donc aza ambanina ny sainao satry tsika samy gasy no miresaka ato ary zany ny maha dinika ny dinika mifandinika isika fa tsy ifanala baraka na ifanambany nosoratako fa "efa aty f/ce mbola manao ody gasy iany" satry na any dago aza enao idrindra @ enao milaza tsy manao ody gasy io!!!:?: dé mety tsampanao fa tsy tsara manao io no sady miterroriser oula mintsy.ary any @tsika nefa azo leferina io ra @ko satry tsika any mila misarangotra @njavatra satry tsika tany be fahorina, dé mbola micomprendre iany za alou, fa refa tonga aty andafy ny fiainana any sy ny aty tsy misy itovizany mintsy mandroso arakiny teninao teo alou, ka mou ve tsy ny androso ny tanjona matou nande aty tsika gasy sa ampirisika ny gasy hanao fomba ratsy fa tsy mba hiezaka hanao ny tsra? ary tsy itako zé matsara ny manao ody gasy ra tsy hoe nga ny grogue zay recette de grad mère.;-)



marozevo:

boubounezy moa ? > Ilay filazanao azy ary amin'ny voalohany mihitsy no tsy levon'ny vavoniko eh... na dia efa aty an-dafy aza... fa raha mbola tsy aty dia ahoana? Ohatran'ny tena manambany ilay GASY nipoirana any Madagasikara... na dia efa aty an-dafy aza... aty izany efa lasa lavitra. Marina angamba izany ara-teknolojia, fa raha ara-toe-tsaina kosa tsy ekeko. Hafa ihany ny tena Malagasy.

Za tsy manao ody gasy izany fa laingako leitsy ry dadabe ah... Manao kely ihany aho fa ohatran'ilay ataon'i Hery no ataoko. Nanafatra tantely avy any an'An'alan'i Madagasikara mihitsy aho ataoko ody kohaka sy ny sisa. Dia afaka mividy sakamalaho gasy ery akaikin'ny Piazza Cavour. Tena mahomby io.. nolovàna tamin-dry Bebe manko.

fa raha ody gasy hanimba fiainan'olona, na hanaovana fitia an-tery, tsy mboh izaho !..



37. boubounezy ( 08/03/2006 08:14)
efa tany kia za fa crise d'epilépsie no lazaintsika fa androbé na mosavy na ambalavela na bilo sns e!.....:-D


Fiffi:

Mba jereo kely anie io lahatsoratra vao2 ao @ hoy ny gazety momban'io "ody" io eh! fa tena mampangoritsana mihintsy .



38. Fiffi ( 08/03/2006 08:29)
tena tsy maharaka akia zah an! :-*:-*:-* ndry
39. vale ( 08/03/2006 18:15)
Fiffi::-*ndry!
Boubounezy:(l) :-D:-D:-D tena marina mintsy ko io an! oula mila oentina any @ hopitaly ohatra dia oentin'ny sasany any amny mpanao ody fa oe namosavin'ol, hihih:-D(l)
40. Fiffi ( 09/03/2006 06:34)
ny mamosavy olona aloha dia tena :twisted::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3102