GASY MPANAO ODY GASY NEFA ATY FRANCE

41. diamondra27 ( 09/03/2006 14:35)
hoy boubounezy:


Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 07-03-2006 19:06:31
Lohateny : Re : GASY MPANAO ODY GASY NEFA ATY FRANCE
hery ny remède grand mère ekeko fa ra mbola misy sacrifice sy ny incatation tsy ekeko.

diamondra27 za alou tsy akamanireo mpanao ody gasy be reo a!




Hoy i diamondra27:

tena mpanao ody daholo kay 'nareo an!

hery: mety ho hafa kosa le remède de grand-mère
e!


VALINY
Iza akia no mpanao ody? Zà ve? :evil:

Hummm! ary njy zany anie ka ! mpanandro e!
42. boubounezy ( 09/03/2006 18:13)
(l)ita kia ry vale kou! dé zay le hoe efa tonga aty mbola tsy tonga saina iany hoe ny fitsabona aratsiantifika aty tena mandroso be mintsy nefa maninn no mino2 fona sa tsa mino an'Atra ngamba kia zareo ve? nefa nge ny magaga de mande any ampiangonana fona e!:-$:-$:-$:-$


vale:

Fiffi::-*ndry!
Boubounezy:(l) :-D:-D:-D tena marina mintsy ko io an! oula mila oentina any @ hopitaly ohatra dia oentin'ny sasany any amny mpanao ody fa oe namosavin'ol, hihih:-D(l)



43. boubounezy ( 09/03/2006 18:14)
ita kia fa tena devoly tsisy tandroka kou!:lol::-D:-D:-D:-D:-D

Fiffi:

ny mamosavy olona aloha dia tena :twisted::twisted:



44. boubounezy ( 09/03/2006 18:18)
mafinaritra kia le matoky tena fa tsy mba mitaintaina hoe mety isy loza ahazo fa tsy niosotra menaka taloany hivôka na tsy matoky oula mintsy refa mba invité misakafo e! libre ny saina sy ny(l) afaka miaina aradalana fa tsy otrany hoe lé ananany banky vola bé reny na tena endettér bé. otrizay ny fahitako reny mpanao ody gasy reny alou e!;-)


diamondra27:

hoy boubounezy:


Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 07-03-2006 19:06:31
Lohateny : Re : GASY MPANAO ODY GASY NEFA ATY FRANCE
hery ny remède grand mère ekeko fa ra mbola misy sacrifice sy ny incatation tsy ekeko.

diamondra27 za alou tsy akamanireo mpanao ody gasy be reo a!




Hoy i diamondra27:

tena mpanao ody daholo kay 'nareo an!

hery: mety ho hafa kosa le remède de grand-mère
e!


VALINY
Iza akia no mpanao ody? Zà ve? :evil:

Hummm! ary njy zany anie ka ! mpanandro e!




45. Fiffi ( 09/03/2006 20:53)
ny ahy aloha dia mampangoritsana ahy na dia miteny "ody" aza eh!
46. Veloo ( 15/03/2006 02:35)
odryyyyyyyyyy ody fanafody knou:roll:
47. Fiffi ( 15/03/2006 05:43)
ka ny ahy raha vao maheno hoe ody wa an! fa raha fanafody dia aleo lazaina hoe fanafody tsotra zao:)
48. boubounezy ( 24/03/2006 09:21)




marina mintsy kia zany fiffi an mazava oazy fa ita @ zao iany ny tena mpanao azy sy mpakasitraka io ody gasy io



Fiffi:

ka ny ahy raha vao maheno hoe ody wa an! fa raha fanafody dia aleo lazaina hoe fanafody tsotra zao:)



49. booboo ( 24/03/2006 11:36)
:roll:
50. vale ( 24/03/2006 13:14)
ratsy io fa tokony ialàna(izay manao azy an!):wink:
51. Fiffi ( 25/03/2006 06:21)
raha ny tena marina ry zareo dia tena tsy hitako hoe inona marina no hanaovana an'io ah!:roll::roll:
52. sakaizakely ( 25/03/2006 13:02)
omeo exemples kely fa tsy dia azoko loatra oe inn no ody ataony. T@ enay vao kely ohatra dia tsy avelan'i mamanay mandrora amin'ny tany fa sao hono anaovan'olona ody dia lasa maimbo vava :lol: Tsy nahazo mandeha tongotra (tsy mikiraro) fa sao ataon'ny olona raodia sns... Karazandrazan'izany ve no ataon'ilay olona lazainao ?
53. Veloo ( 26/03/2006 02:22)
54. Fiffi ( 26/03/2006 06:41)
ny an'i sakaizakely kosa izany hoe tsy azo hatao ny mandrora @ tany mba tsy handoto angamba izany eh! :-D
ny tsy mikiraro , tsy ny olona rehetra no manana moyen hanaovana kiraro fa ny anao angamba izany hoe tsy haloto fotsiny ny tongotra ? na mangatsika ?
55. botity ( 21/04/2006 11:19)
fa reny nga moa "miampita ranomasina " ?
56. toovs ( 08/06/2006 15:53)
boubounezy:

:twisted::roll:tsy fanambanina gasy mintsy zany alou @ko e! fa @ko ny oul mpanao anireny na gasy na tsy, dé oul tsy matoky ni tenany fa tsy maintsy mamikitra @ zé azo amikirana fona na ita fa tsy manjary zao aza, ary za tsy mbola nahita oula ha nanankarena na voaro t@ loza retra zay nitranga t@ fiainanay ra nanao ody gasy fa aleo mba ampitomboina kely angamba alou ny saina!... sa aona?:twisted:


mirana5:

inona no olana raha manaraka antsika any ivelan'i MSCAR ny ody rehefa tsy hanafoezana ny andron'ny olona tsy azokazonao, io fa hita misongadina eo
ndray lay manambany ny gasy oatran'ny tena OUFFF:cry::cry::cry:!!!







de zao ary no mba tiako hotenenina an'i boubounezy, ra tafaresaka tamina frantsay ah indray mandeha de nanontany hoe inona no mahatonga anao ho athé, de hoy izy mora foana hoe ny olona tsy matoky tena fa manantena hery hafa hanampy azy no mino an'Andriamanitra. ka hoy ah hoe miotovy attitude amin'ny vazaha tsy mpino enao amin'io teninao io.
Aza de lazaina fa tery saina na tsy mitombo saina izay hitanao fa manompo sampy e. sady samy manavotra ny tenany koa io mba tsy ho any amin'ny afobe ka de aza tebahina hoatra an'izany izireo. Tokony ho précisé nao tsara koa ny hoe tomposampy sy ny ody hafa rehetra mba ho lasa précise tsara ny discussion e
57. malalazo ( 02/08/2006 15:10)
Amiko aloha de mbola hafa ihany ny oul matoky an'Anandriamanitra, tsy manana ahiahy sady tsy mataotra izany ody izany
58. Joklinrabe ( 31/08/2006 10:29)


Tsy azoko,ody gasy sa fanafody vita gasy
ody dia mety fanasitranana na famonoana,fanafody dia tena fanasitranana.
ody,mamono,ody fitia,ody fandemena,ody ratsy dia tena ratsy e,fa raha hitsabona dia tsara sa ahona hoy ianao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8864