Fitiavana????

1. smileys ( 07/03/2006 12:48)
Rehefa tsy hita ny tiana, tsy maintsy tiana ny hita.
Manaky sa tsy manaiky anareo?
novalian'i fijo ny 17/03/2006 21:21
2. lapino ( 07/03/2006 13:03)
Za tsy manaiky. Ilay hoe "tsy maintsy" no tsy ekeko.
3. smileys ( 07/03/2006 13:23)
Rehefa tsy hita ny tiana, tokony tiana ny hita ary hajaina tokoa.
Izay ve no izy ary?

4. mandrindra ( 07/03/2006 13:24)
Za konko tsy manaiky. satria tsy voatery mitia, fa mety ho tiavina, tsy voatery mahita fa mety ho tadiavina.
5. diamondra27 ( 07/03/2006 13:26)
lapino: fa ahoana no tsy manaiky an'le oe "tsy maintsy" enao? fa inon no izy?

smileys: ahan!ahoana hoy ny nolazaiko?:wink:
Sao de mifandiso eto "if you don't see your (l)... you must(l) ...

Fa iza aloha le olona tsy hitanao e! miankina aminy ihany io
6. diamondra27 ( 07/03/2006 13:28)
ka le hitanao io zany ve tsy tena tianao e!
tsy azoko le fanontaniana smileys a!

milaza zavatra maro be io @ fiainana ka
7. cutie ( 07/03/2006 15:23)
smileys [ Valio ] 07-03-2006 17:23:39
Lohateny : Re : Fitiavana????
Rehefa tsy hita ny tiana, tokony tiana ny hita ary hajaina tokoa.
Izay ve no izy ary?

mbola tsy mety le "tokony"io
refa tiana de tiana, refa tsy hita ny tiana :-D
8. Veloo ( 07/03/2006 20:59)
rehefa tsy hita ny tiany dia miandry an'izay hatongavany ka:wink:
9. kala ( 08/03/2006 06:16)
veloo > mety marina zany klé!:wink::wink:

Amin'ny fitiavana, tsy apetraka ny tsy maintsy sy ny tokony sa???

Mety zà kou aloha no tsy mahazo ê!:-D

10. diamondra27 ( 08/03/2006 06:58)
Raha nitady nitady foana ianao an! dia mitsahàra(stop) @izay , de aza miasa loha intsony , de ho hitanao fa hisy be de be ny olona hanantona anao kanefa @izy ireo mety hisy tsy ho tianao; @zay fotoana izay de manao choix ianao na hanaiky na tsia; kanefa tandremo sao de tara variana mitady le tiana foana anefa le hitanao eo ambany masonao mety tia anao sy tianao (par la suite = after a long days)

de bon courage an!
11. jhouhlambout ( 08/03/2006 08:59)
Veloo:

rehefa tsy hita ny tiany dia miandry an'izay hatongavany ka:wink:


12. soasoafy ( 10/03/2006 11:14)
tsy midika hoe "lavitry ny maso lavitry ny fo" ve io e,refa tsy hita ny tiana, de adino refa ela ny ela di soloina ndray,n'est-ce pas?
13. Veloo ( 15/03/2006 01:52)
ie wa ry soa2:-*
14. fijo ( 17/03/2006 21:21)
raha hoanay virja aloha dia revenay manja na tsy manja aza ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1746