akama fahazaza

1. lalanirina ( 07/03/2006 10:58)
mba mitady an lay akamako fahazaza zay za sao mba misy mahalala azy,andriamampianina hantanirina no anarany fa eto france za zao ,gasy vo tonga e,
novalian'i kiry ny 09/03/2006 07:00
2. dadabe ( 07/03/2006 11:11)
anotanio r'ise i boubounezy a, izy zay:°)
3. Fiffi ( 07/03/2006 12:02)
4. Veloo ( 07/03/2006 17:17)
ary za angaha tsy mba izy ?:-D:-D
5. cutie ( 07/03/2006 17:25)
veloo, njy nga lava anarana ohtran'io :-D:-D:-D:-D
6. Veloo ( 07/03/2006 18:04)
an3 tsy izany ka manontany fotsiny za oe soa dia izaho koa :roll:
7. diamondra27 ( 07/03/2006 18:36)
sa de mbola misy anarany hafa fa ohatran'ny fatako le anarana
8. Fiffi ( 08/03/2006 05:29)
na ps ?
9. lalanirina ( 08/03/2006 09:18)
io ihany anarany ka tao am III D 114 izy,antanimena
10. xxx ( 08/03/2006 10:11)
hihihi haiko tsara io fa za tsy hiteny :lol:
11. cutie ( 08/03/2006 13:29)
za nipetraka tao Antanimena fa tsy haiko io :roll:
12. Veloo ( 08/03/2006 15:48)
eeeeeee za kay tsy tao antanimena ka :wink::-D:-D
13. xxx ( 08/03/2006 15:49)
nipetraka teo akaikin'ny bassin Antanimena izy e? Botabota kely zay sady taviny no volony hoy ny fitenenana.
Ataoko tonga ny hafatra e
14. cutie ( 08/03/2006 15:51)
ohtran'ny te hahafantatra an;zany olona zany za :-D:-D
15. Veloo ( 08/03/2006 15:58)
:-D:-D:-D
16. cutie ( 08/03/2006 15:59)
:-D:-D:-D:-D
17. dezaka ( 08/03/2006 17:45)
sao de efa tsy taviny no sady tsy volony intsony le olona tadiavina @ zao fotoana izao :lol::lol::lol::lol:
18. Veloo ( 08/03/2006 17:56)
dezaka a mety mbola tiny fona kosa lesy a...
19. dezaka ( 08/03/2006 18:02)
veloo :roll: raha izay ndray aloha de afa e izay izany ilay hoe mandeha anjambany fotsiny ann :-P:-P:-P:-P
20. Veloo ( 08/03/2006 18:17)
ie iza no mahita mety mbola tsy niova ilay izy:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1467