akama fahazaza

21. dezaka ( 08/03/2006 18:21)
izay tokoa nagamba mateza roitina tsy laniny fiainana angamba kou lol:lol:
22. Veloo ( 08/03/2006 18:31)
betsaka mihtsy lety ny gasy otran'izany a.
23. dezaka ( 08/03/2006 18:39)
refa tsy diso fanatenanan fotsiny refa mifankahita dia efa tsara e sao ny iray efa tsy te ahalala itsony dia manjary mitonatonana fotsiny ny iray e :oops::oops::oops::oops:
24. Fiffi ( 08/03/2006 18:58)
25. diamondra27 ( 09/03/2006 06:34)
tena maila tsiny fa tsy le olona fantako indray 'zany io e! le olona fantako mipetraka ao Paris sady efa elabe no taty France. Fausse alerte
Mazotoa
26. kiry ( 09/03/2006 07:00)
saode fianakaviako fany anay io daholo ny nom
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2958