fitiavana

1. lali ( 02/03/2006 09:28)
manana olon-tiana aho tiakobe izy fa ny bleme de izao izy tsy mahay mampiseho fitiavana amiko izao anefa tena mila fitiavana satria tsy mba niaina t@ fitiavan- dray zany aho dia miankina aminy tanteraka ny fitiavako @ izao anefa izy milaza fa atao ny raharaha tsoriko aloha fa tsy ampy ahy ny fitiavany vokatr'io toetrany io 1ans zay no niaraka mety hiova ve izy rehetfa ao an-tokatranoraha tsoriko aminy io olako io mila valiny maika raha azo atao
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 15:40
2. ikalakintina ( 02/03/2006 09:38)
misy karazan'olona hoatr'izany mitsy ka!, tsy mahay manehoo fitiavana na de tia, nefa tena ilaina io, am zay tsy mankaleo ny fiarahana, sady ity nareo ivady ka ny hevitro,tsory aminy akia ny olandry a!, mbola tsy tara dieny mbola tsy mpivady, de mahereza!, saingy mivavaha aloa aloan'ny resaka sao de tezitra izy, ok!
3. soaniary ( 02/03/2006 09:58)
mety miova izy, fa tena ezaka avy @nao, asehoy azy fona le fitiavanao be, izao no mba toro-hevitro TONY fona ianao rehefa miresaka aminy fa raha samy miritona de tsy misy zava-banona, eviter-na ny miady na mifamaly izany hoe MANDEFITRA, tsy hoe zay teneniny de tsy maintsy tanterahina akory fa @ fomba hafa tsy an-katezerana no hanehoanao ny fandavana azy sy tsy fitovian-kevitra aminy.
Ianao zany zao no mikolo ny fitiavanareo e.
Hanontanio izy hoe inon no nahatapa-kevitra azy hiroso @ raharahanreo? de enao mametraka objectif ny @ fitiavany avy eo.
4. Fiffi ( 02/03/2006 10:01)
Dieny mbola tsy vita ny raharaha dia aleo manao resaka tena mototra tsara , dinihina daholo ny zavatra rehetra na ny lafiny tsara na ny ratsy , mitady vaha-olana koa , izao fotsiny hiany an! tsy misy afatrin'ny firesahana , fihadinadihina ny olona, tonga dia atao eo ambonin'ny latabatra daholo , avoaka daholo izay ao am-po dia miresaka , dia marina io lazain'i Ikalakintana io asio fivavahana alohan'ny hiresahana. sy tsiky koa , maninona moa ? :)
5. booboo ( 02/03/2006 10:05)
lali > euh...fa tokony hanao inona izy vao ho ampy anao ny " fitiavany " atolony anao ? Tadidio fa tsy rainao izy fa olon-kafa tsisy ifandraisany @ rainao mihitsy na "i " aza sao diso fanantenana eo fotsiny. Dia io koa tsy hoe satria mpivady dia pouf ! miova par magie aby ny raha fa na mandeha ny fiaina-tokantranonareo na tsia dia noho ianareo ihany. Sady matoa misafidy ny hiaraka @ olona iraika izany dia tsy hoe " mety ho lasa izao sy izao izy " fa noho ny maha izy azy ( ny toetrany, ny fisainany ....).
6. colar ( 02/03/2006 10:28)
misy zavatra tsy ampy anao zany ny fitiavana atolony,teneno am pitiavana izy we zao le tsy ampy,de zao no zavatra tiko ka afaka tanterahanao ve,mino za fa ra tena tia ny olna iray de manao zay mahafaly ny olontiany, de mahereza e,mifalia hatrany
7. kiry ( 02/03/2006 11:08)
booboo:

lali > euh...fa tokony hanao inona izy vao ho ampy anao ny " fitiavany " atolony anao ? Tadidio fa tsy rainao izy fa olon-kafa tsisy ifandraisany @ rainao mihitsy na "i " aza sao diso fanantenana eo fotsiny. Dia io koa tsy hoe satria mpivady dia pouf ! miova par magie aby ny raha fa na mandeha ny fiaina-tokantranonareo na tsia dia noho ianareo ihany. Sady matoa misafidy ny hiaraka @ olona iraika izany dia tsy hoe " mety ho lasa izao sy izao izy " fa noho ny maha izy azy ( ny toetrany, ny fisainany ....).



8. kiry ( 02/03/2006 11:11)
efio akiaah! matoa izy hanambady andry tiandry saahoana hoy nareo
9. Angie ( 02/03/2006 11:23)

Tena hevitra tsara ny mitsotra ny tena ao amponao sy izay manelingelina anao rehetra dieny izao ny loza mantsy dia sao vita ny mariazy vao hoe tsy fantatrao tsara lay olona ka voatery hangataka fanafoana ny mariazy sns.
Vao heritaona koa anie ianareo no niaraka ka mety mbola tsy mifankahalala tsara e. Ny important dia ny toetra ratsy no mila fantarina sy jerena raha zaka, ny tsara efa tsara ka tsy tokony asiana sira intsony.
Dia maherezaary dia ento ambavaka fa zavadehibe izany fanambadiana izany.
10. ikalakintina ( 02/03/2006 15:55)
de mirary soa ho andry lali a!, de courage be indry!
11. Veloo ( 02/03/2006 20:23)
oy i colar
misy zavatra tsy ampy anao zany ny fitiavana atolony,teneno am pitiavana izy we zao le tsy ampy,de zao no zavatra tiko ka afaka tanterahanao ve,mino za fa ra tena tia ny olna iray de manao zay mahafaly ny olontiany, de mahereza e,mifalia hatrany


Lali a io lazain'i colar no tena teny itako tonga lafatra ho anao... mila miresaka nareo :wink:
12. Fiffi ( 03/03/2006 04:49)
courage foana akia Lali an! :-*:-*
13. Veloo ( 03/03/2006 15:40)
:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3613