Teny Gasy Vaovao ve ?

1. zandikely ( 02/03/2006 12:19)
Tsy haiko intsony ny tena marina fa maro ireo izay manoratra aminy teny gasy mampiasa teny gasy vaovao, raha ny tena marina dia manolo ny taloha. Ireto misy ohatra vitsivitsy:

Mitonja :
Tsonjo :

Santionany ireo fa maro ny tahaka izany, ny tiako lazainy dia tena teny gasy vaovao avy tamin'ny Akademia Malagasy ve ireo sa dia zavatra foronina fotsiny e?
novalian'i xxx ny 19/06/2006 12:39
2. booboo ( 02/03/2006 12:41)
:-D:-D:-D :-D tato @ serasera no tena nahitako an'io raha io. Mifananihany kosa angamba zareo mpanao io...asa....
3. lapino ( 02/03/2006 13:05)
Tsonjo

=))=)) Io indray teny gasy tsy vaovao, saingy tsy navoakan'ny akademia akory ka! Ohatra ny hoe sipa, joba, bokaka, ... :-D:-D
4. Fiffi ( 02/03/2006 14:59)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. onjah ( 02/03/2006 15:11)
Amin'izay zany rehefa mamaky ilay teny ianao dia ohatry ny miresaka amin'ny olona tsy mahay miteny DR fa ataony hoe NJ e.
Izay aloha no mba fahitako azy e.:°)
6. Alifa ( 02/03/2006 16:52)
an,an,...nyfahitakoazy de tsy hoe ...teny gasy vvao io , ...na tenynovana ,,,fa efa teny teo ihnay , fa toa ten' ny olona BADA_LELA ...na reny zazakelytsy mahaymiteny reny ,,,,en fait miverina zazakely indray ny sasany!!!!!!:lol:
7. pissoa ( 02/03/2006 17:07)
Ie - marina mihitsy izany! Teny efa teo foana ireo, fa tsy avy amin'ny Akademia kosa angamba kah! Tamin'ny kely aho dia efa haiko ireo ...
Zah moa hitonjan'i Dada bômbô rahariva ô :°):°)
Izaho hoà hihinana an'io tsonjo io izany fa ny ahy ronono ihany ny laokakooooo :cry::cry: :-D:-D:-D
8. vale ( 02/03/2006 17:41)
:-D:-D:-D nareo kosa eh, ny fampiasana an'ireny ange dia mba mifananihany eh, fa tsisy hoe teny gasy vao2 izany,;-) ;-) :P
9. Fiffi ( 02/03/2006 18:12)
sady mba mora lazaina sy soratana :-D:-D:-D
10. lapino ( 02/03/2006 18:35)
pissoa:
Izaho hoà hihinana an'io tsonjo io izany fa ny ahy ronono ihany ny laokakooooo :cry::cry: :-D:-D:-D

Hmmmh! Tsy atokisana izany raha tsonjo ny laoka kle! :-D:-D
11. pissoa ( 02/03/2006 19:04)
lapino, hihihi! Ry zareo ihany no te hiantso anah Piso teo kooooo :-D:-D:-D

Fa saingy hoe Izaho hoa tsy hihinana an'io tsonjo io no tiako notenenina teo fa disodiso kely fotsiny io :roll:
12. lapino ( 02/03/2006 19:42)
Gaga aho manko hoe tsonjo hihinana tsonjo ! :-D:-D
13. Fiffi ( 02/03/2006 19:59)
tsonjo gasy ve ? :-D:-D:-D:-D
14. zandikely ( 02/03/2006 20:23)
Ok ! Mazava zany fa tsy teny vaovao ireo. Araka ny statistika nataoko,tamin"ireo textes nahitako ireo teny ireo dia hita fa vehivavy ny 95% mampiasa an"ireo. Mba misy antony manokana koa ve?
15. pissoa ( 03/03/2006 05:27)
lapino, misy tsonjo mihinana tsonjo kah! Any anaty ranomasina any betsaka :°):-D:-D:-D

zandikely, ka efa hoe mihanta hoa!
16. Fiffi ( 03/03/2006 05:48)
ireo teny ireo dia hita fa vehivavy ny 95% mampiasa an"ireo. Mba misy antony manokana koa ve?
ka ao ny saka rehefa tsondro ny laoka dia mitandrina :-D:-D
17. Veloo ( 03/03/2006 20:05)
eeeeeeiiii mba mianta kely refa miresaka ato retsy a
18. lapino ( 04/03/2006 09:43)
pissoa:
lapino, misy tsonjo mihinana tsonjo kah! Any anaty ranomasina any betsaka :°):-D:-D:-D

Ka trondro izany fa tsy tsonjo :)
19. Fiffi ( 04/03/2006 13:54)
trondro re ny laoka ry lapino ah! :-D:-D:-D:-D
20. pissoa ( 04/03/2006 14:29)
Veloo, k'hita wa retsy :-D:-D:-D

lapino, toa teny gasy vaovao tampoka io tsonjo io raha izany :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2387