Teny Gasy Vaovao ve ?

21. vale ( 07/03/2006 21:38)
zandikely: ka efa we manafohy ze lazaina no sady mba mananihany, no mihanta ko izany ka enao ko tssss:x
...:-D za zao nihevitra fa teny gasy vao2 ko le hoe zandikely , :-D fa nanin tsy natao hoe zandrikely?:roll::roll::°)
22. pissoa ( 08/03/2006 10:57)
vale :-D:-D:-D:-D:-D
23. cutie ( 08/03/2006 15:28)
zao koa teto @ serasera no nahay an'reo teny reo .:lol:
24. Veloo ( 08/03/2006 16:00)
:-D:-D:-D
25. cutie ( 08/03/2006 16:02)
veloo,de mbola manao an'reo fona hatramizao,tsy afaka tsony :-D:-D:-D
26. Veloo ( 08/03/2006 16:56)
tsy mety tsony retsy a lasa addicted za :b
27. toovs ( 08/06/2006 16:00)
onjah:

Amin'izay zany rehefa mamaky ilay teny ianao dia ohatry ny miresaka amin'ny olona tsy mahay miteny DR fa ataony hoe NJ e.
Izay aloha no mba fahitako azy e.:°)



zah indray mahita fa olona manao fitenim-paritra avy any anjanomanalina daôly no mampiasa an'ireo e. le sady mihinana paraky be reny koa. Ny efa badalela kosa mahay manoratra an'ireny e, ny miteny fotsiny no tsy hainy.
28. xxx ( 19/06/2006 12:39)
Tsotra e ! manaovà fiche pédagogique dia lahatsoratra nalaina teto amin'ny dinika serasera izany no iaingana dia atao hoe "avadiho amin'ny teny malagasy ofisialy ity lahatsoratra manaraka ity".
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1193