mitady lay namana fahiny.

1. xxx ( 02/03/2006 16:04)
"na dia fohy aza ny fotoana niarahana ..." ilay tany Mahajanga, dia lasa any Diégo ianao avy teo!!raha ianao no mahita ity hafatra ity dia valio fa...
novalian'i llalah ny 29/04/2006 06:23
2. Fiffi ( 02/03/2006 16:15)
mba valio hono izy na aiza no misy anao na aiza eh!
3. ikalakintina ( 02/03/2006 16:19)
sao de mba le akamako zay ary zany tadiavinao zany ry xxx a!
4. xxx ( 02/03/2006 16:32)
xxx vague be zany
5. akamatiana ( 02/03/2006 17:01)
aizaaaaa enaouuuu euuuh!!!:roll::-D
6. xxx ( 02/03/2006 17:28)
xxx za nipetraka tany majunga taloha dia nifindra nipetraka tany diego ka asa na izaho na tsia tena marina io soratako io fa tsy mananiany aho fa raha mitady io olona io ianao dia manorata we amiko dia ho hita eo na za na tsy za misaotra mialoha.
7. Fiffi ( 02/03/2006 18:07)
akamatiana: io o! :-D:-D
8. pissoa ( 02/03/2006 18:15)
O ry xxx ah, andefaso hafatra ony izany i xxx e :roll::roll:
9. Fiffi ( 02/03/2006 18:23)
lasa xxx daholo ny eto , tsy hita intsony izay haleha :-D:-D:-D:-D
10. ikalakintina ( 02/03/2006 19:13)
fa iza marina no xxx e!
11. Veloo ( 02/03/2006 20:14)
xxx raha fantatrao ny ps-ny maninn raha manoratra an'azy atsy @ namana?? raha tsy avy eto izy de ahona?8O:roll::roll:
12. booboo ( 03/03/2006 09:13)
xxx vôlohany > faran'izay kely @ fahalala-pomba raha hitady oul ny mitonona hoe iza ianao raha tena matotra ny antsonao. Tsy anjaran'ny hafa no maminany hoe iza ianao !!!!
13. Veloo ( 03/03/2006 15:39)
ie wa retsy ry booboo:roll:
14. xxx ( 06/03/2006 21:09)
hihihihihihihi za nipetraka tany majunga de nifindra tany diego ka zao za no tadiavinao hihihihi.
15. batso ( 26/03/2006 14:04)
Nifankaty t@ olonandalo zany Raxxxx dia taraika eo.
Courage é! Tsy mba manana ody olana an'ireny ny aty.
16. llalah ( 29/04/2006 06:23)
Eny eeee tsy manome tsiny anao mihintsy aho fa za koa aza anie mba taraiky toa anao io koa tany mahajanga t@ 1998 nitady ny very toa anao saingy ankehitriny nivadika ny rasa nihinan'ny tsyn fihinany aho , noho ny elanelan-tany ihany io eeee nefa aza kivy fa mahery io fitiavana io ary tsy misy
zavatra tsy vitany
Hitanao i jesoa nitady ny ondriny very dia hitany fa izaho kosa nitady ny ahy dia alikadia no hitako dia nitsoaka aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2467