Madagascar - Les mystères de l'île rouge

1. cheboman ( 02/03/2006 22:09)
ao @ France3, "faut pas rêver" , amin'ny alatsinainy 06 marsa izao 20h55, rediffusion ny alarobia 08 marsa @ 02h30
http://fautpasrever.france3.fr/fautpasrever_semainepro_detail.php3?id_article=144
novalian'i Veloo ny 08/03/2006 18:21
2. lapino ( 02/03/2006 22:22)
M'sôtra e! :)
3. lapino ( 02/03/2006 23:08)
Mampalahelo/mahamenatra : mms://a988.v101995.c10199.e.vm.akamaistream.net/7/988/10199/3f97c7e6/ftvigrp.download.akamai.com/10199/horsgv/regions/siege/france3/fautpasrever/fautpasrever_20060306_6.wmv

Rahoviana àry isika no mba hanao reportages momba an'i lafrantsa e? Mba halefa any amin'ny tanàna! :)
4. LazaRandri ( 02/03/2006 23:14)
fa atao inona anefa valifaty ry Lapino? Sa mitondra voka-tsoa ho anao na ho antsika? hahaha.
5. lapino ( 02/03/2006 23:34)
Marina izany! :)

Amin'ny lafiny iray koa, ... tsy haiko an ..., fa ohatra ny maheno fofona politika zany ah am'le izy :-w
6. Lejim ( 03/03/2006 00:34)
lava orona loatra lapino izany. sniff sniff, ie, tena maheno fofona politika mihitsy zah izany, :-D:-D
7. LazaRandri ( 03/03/2006 02:16)
aona ry zalah zany fofona politika? Manitra sa otranile any anaty taxi-be sasany refa avy orana reny? hahaha
8. LazaRandri ( 03/03/2006 02:18)
sa tsy mpanao politika mitaingina taxi-be no matonga anireny? =))
9. cheboman ( 03/03/2006 06:57)
lapino> mampalahelo tokoa ilay izy fa io ary no zavamisy tsy azo afenina dia anjarantsika no manarina, inona ilay fofona politika 8O
10. cheboman ( 03/03/2006 07:01)
LazaRandri:

sa tsy mpanao politika mitaingina taxi-be no matonga anireny? =))


:cry:
nareo kosa mihomehy tany vaky , zavatra mampalahelo ve hiomehezana
11. scorpion ( 03/03/2006 07:02)
lapino:

Mampalahelo/mahamenatra : mms://a988.v101995.c10199.e.vm.akamaistream.net/7/988/10199/3f97c7e6/ftvigrp.download.akamai.com/10199/horsgv/regions/siege/france3/fautpasrever/fautpasrever_20060306_6.wmv

Rahoviana àry isika no mba hanao reportages momba an'i lafrantsa e? Mba halefa any amin'ny tanàna! :)


Tsy mahagaga ny fahitana zavatra sahala amin'io, nareo ve vahiny amin'i la frantsa e. ny zavatra ratsy any aminao ihany no karohiny sy avoakany nefa ny azy aza tsy hitany. raha Ratsiraka no teo hafa ny fivoakan'io reportage io. Mbola ho avy ny fotoana hisy reportage hivoaka any amintsika maneho ny fahantrana misy sy ny fahasahiranana aty europe ary ireny vazaha matory sy mipipi any ambany metro ireny no mihitsy no miseho mba ahitantsika Malagasy fa tsy misy akory ny tonga lafatra ary tsy misy maintsy foana ny mahantra na aiza na aiza firenena.
La frantsa ndoza tssss..tsy ny fiainana fianakviana vitsy no entina hatao reference ny firenena manontolo.
12. cheboman ( 03/03/2006 14:32)
scorpion:



.... Mbola ho avy ny fotoana hisy reportage hivoaka any amintsika maneho ny fahantrana misy sy ny fahasahiranana aty europe ary ireny vazaha matory sy mipipi any ambany metro ireny no mihitsy no miseho mba ahitantsika Malagasy fa tsy misy akory ny tonga lafatra ary tsy misy maintsy foana ny mahantra na aiza na aiza firenena.
La frantsa ndoza tssss..tsy ny fiainana fianakviana vitsy no entina hatao reference ny firenena manontolo.




rehefa hoatr'izay dia hain'ny frantsay ery indray anie ilay hoe francais d'origine .... arabo na afrikanina na avy amin'ny tatsinanana ireny :(


13. lapino ( 03/03/2006 20:06)
LazaRandri:
aona ry zalah zany fofona politika?

Raha ny politika frantsay aloha ohatra ny kaly spesialité-ndry lerony rehetra ihany e: maimbo daholo! :-D:-D
14. LazaRandri ( 03/03/2006 20:18)
Lapino> plat du jour: camembert & mayonnaise hahaha :-D
15. LazaRandri ( 03/03/2006 20:25)
scorpion> aza miandry an'izany fa tsy ahazoana zava-tsoa izany manaratsy izany. http://fuckfrance.com/ aloha raha tianao ny mihomehy :-D:-D:-D
16. cutie ( 06/03/2006 15:06)
: lapino [ Valio ] 03-03-2006 03:08:15
Lohateny : Re : Madagascar - Les mystères de l'île rouge
Mampalahelo/mahamenatra : Jereo eto

Rahoviana àry isika no mba hanao reportages momba an'i lafrantsa e? Mba halefa any amin'ny tanàna!

tsy mety misokatra le jereo eto :cry:
17. lapino ( 06/03/2006 16:15)
Cutie, eo amin'ilay http://fautpasrever.france3.fr/fautpasrever_semainepro_detail.php3?id_article=144 voalohany indrindra io jerena, dia misy ampahany maromaro amin'ilay reportage tanisainy ao, dia misy extrait kely daholo.
Misy rohy maromaro ao hoe " Voir l'extrait du reportage en vidéo", dia ireny jerena fa iray amin'ireny fotsiny io napetrako io.
Manondro video tokony mandeha amin'ny windows media player ireo. Azonao adika koa ilay rohy, dia ao amin'ny lecteur windows media manao hoe: Fichier > Ouvrir une URL :)
18. cutie ( 06/03/2006 16:31)
ndraso andramana :P
19. Veloo ( 06/03/2006 17:31)
lapino a alaiko @ lafin'ny tsra kosa anefa iny extrait nalefanao iny.. Tin-ndry zareo ampisehona ny olona any ivelany io mba ahitan'ny olona any ivelany fa mila hampina any Dago?
sa ahona oy nareo?
betsaka mihitsy ny reportage alefan-njy zareo aty aminay misy an'ireny avy any afrika, asia etc....
20. cutie ( 06/03/2006 17:45)
nahita le video ve njy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1043