tanisao
1. LazaRandri
(
28/02/2006 22:54)
Tanisao avy ny karazan'aretina mety hitranga amin'ito sary tany Tamatave ito.
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:22
2. diamondra27
(
28/02/2006 23:38)
misaotra aloha nandefa sary e!
parasy kakana
stafilekok
diare
rumatisma
artrose
tazo
:-w:-w:-w
parasy kakana
stafilekok
diare
rumatisma
artrose
tazo
:-w:-w:-w
3. fijo
(
01/03/2006 04:11)
laza,io foana no niainanay tany tsararano isan taona nandritry ny 20 taona mahery.tsy nisy naary nefa izahay.
korazy tsararano eeeeeeeeee
korazy tsararano eeeeeeeeee
4. naritsimba
(
01/03/2006 04:24)
refa tsy manana anti-corps tsony de tsy maintsy marary na tsy tratran'io @ sary io aza.
isdika Malagasy dia efa vita vaksiny @ ireny loto isan-karazany ireny, jereo ange ny 4 mis e, fako no sakafony, fa izay no manambara fa misy Andriamanitra.
Ary mijery ny madinika fa tsy mijery ny mpanana akory.

5. sarobidy
(
01/03/2006 05:54)
Io rano be io zao miandrona de mitondra mmoka de manaikitra olona isankarazany le moka avy eo nefa ny aretina efa efa mihanaka toy ny tazo.
6. watafon
(
01/03/2006 06:45)
-areti-pivalanana
-tazomoka
-areti-koditra
-bilarziozy
-infections isan-karazany
-gripa
-DENGUE
-ny aretina rehetra mihitsy refa tena tohizana e!
-tazomoka
-areti-koditra
-bilarziozy
-infections isan-karazany
-gripa
-DENGUE
-ny aretina rehetra mihitsy refa tena tohizana e!
8. watafon
(
01/03/2006 17:40)
lapino, raha sendra tsy misasa tsara fotsiny ange d efa mankarary e !