tanisao

121. watafon ( 25/03/2006 18:36)
fijo, ah ok zay vao azoko lesy fa misaotra an !
Fiffi:tsy hoe ritra moa zany fa tratran'ny haintany e! tany @ faritra atsimo atsinana tany izy io talohan'ny saison na orana teo !
122. Fiffi ( 25/03/2006 20:06)
ka manao ahoana @ izao fotoana izao ? mba misy orana hiany ve aloha ?
123. watafon ( 26/03/2006 18:29)
tô nisy orana k ! efa tsy heno intsony aloha le resaka haintany k !
124. Fiffi ( 26/03/2006 20:49)
wata: ok! fa ny aty koa manko misy faritra tena olana be koa fa mi-haritra hatrany ny rano ka na dia hiver aza dia sécherèsse hono!
125. fijo ( 29/03/2006 03:51)
fa any atsimo toa mbola misy olana rano ko.
126. Fiffi ( 29/03/2006 11:07)
grave koa raha mitohy izao an!
127. fijo ( 29/03/2006 20:50)
tsy hita intsony e,ny petrol hita ny rano lany
128. watafon ( 30/03/2006 19:09)
azo hampifamenoana ireo k ! sa ?
129. fijo ( 30/03/2006 20:26)
tena ho lasa madasaodita isika ny hiafarany
130. Fiffi ( 31/03/2006 06:43)
inona io ry fijo ? madasaodita ?
131. fijo ( 31/03/2006 19:14)
fiffi an,mada(gasikara)sy arabi(saodita)
petrol sy hain tany
132. Fiffi ( 01/04/2006 11:23)
fijo: ah! ok ! aiza moa no halalako an'io ? soahiany fa misy mpampianatra ato an! :)
133. fijo ( 05/04/2006 03:11)
aiza kosa no hoe tsy hay io e
134. Fiffi ( 05/04/2006 03:55)
:oops: mahamenatra nefa inona no azoko hatao ? :oops:
135. fijo ( 07/04/2006 03:42)
ny azzonao atao????matory tsara
136. Fiffi ( 08/04/2006 14:13)
an3 ! tsy matory kosa fa mianatra eh! sady tsara mpampianatra ve dia lozana hatory indray ? de @ fomba ahoana no ahaizana raha izany ? :wink:
137. watafon ( 08/04/2006 14:53)
hafa ndray lesy iny ry fijo ! za koa alou tsy kôpy e! d za koou hianatra an ! inn anefa ?
138. Fiffi ( 09/04/2006 12:22)
iza indray no hiraka hatory ato ? sa hianatra ? iza no mpampianatra ?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7912