tanisao

101. fijo ( 17/03/2006 20:01)
sa tsy izany ry veloo?hi hihi jereo fa hiomehezan'i wata ndry
102. Veloo ( 17/03/2006 21:18)
:twisted::twisted: io njy ry fijo
103. fijo ( 18/03/2006 03:59)
hoadray,ngah za tsy hendry indray le
104. Fiffi ( 18/03/2006 07:14)
zao ve dia hendry eh!:-D:-D
105. watafon ( 18/03/2006 15:58)
:-D:-D
106. Fiffi ( 19/03/2006 07:16)
sao dia voan'ny haretina wafi indray ary ?:-D:-D:-D
107. watafon ( 19/03/2006 19:24)
wata sy fiffi sa wata sy fijo akia ?:-D:-D:-D
108. Fiffi ( 19/03/2006 20:33)
:-D:-D:-D kay moa samy miatomboka @ fi ? :-D:-D:-D iza no tianao zany ?
109. Veloo ( 20/03/2006 17:26)
:-D
110. watafon ( 21/03/2006 18:25)
Fiffi , aleo njy k ! :*:*:*
111. Veloo ( 21/03/2006 20:56)
:-w:-w:-w zany an:-w:-w
112. Fiffi ( 22/03/2006 06:09)
io rano be io zao dia ho avy ny moka dia lasa chikungunya
113. fijo ( 22/03/2006 21:08)
veloo :-w:-w ngah?????
114. Fiffi ( 23/03/2006 05:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
115. watafon ( 23/03/2006 19:01)
zany eo ihany fa tena miakatra b ange ny rano zao any toamasina e! taorian'ny orana 3 andro nisesy d nahatsiaro an'ity dinika ity za!
116. fijo ( 23/03/2006 20:29)
vao hitako tamin'ny gazety teo koa izay,ary hamokatra ity taona ity izany kle
117. Fiffi ( 24/03/2006 05:21)
ie ! toa hoe difitra indray toamasina ?
118. watafon ( 24/03/2006 19:15)
fa efa nihena ndray izy zao k !
fijo, hamokatra ahoana moa?
119. fijo ( 24/03/2006 20:28)
wata,io fiakaran'ny rano io anie no mahatonga le hoe "baibo" any andrefana e.
izany hoe miakatra le rano,dia potika ao daholo ny zavatra teo,de lasa zezika avy eo,ary tena masaka be le tany avy eo,

veloo tsy masaka nandrahoana akory io an.sao ndry manontany eo indray
120. Fiffi ( 25/03/2006 17:30)
fa hono wa : asa fa toa nahare manko zah hoe misy toerana efa ritra dia ritra ny rano any dago ? Fianarantsoa moa ? marina ve io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3183