tanisao

21. Veloo ( 01/03/2006 18:53)
yep...any mihitsy no tena misy azy indrindra raha rano-tsavony kely an tonga njy de tratra:-D:-D
22. maya ( 01/03/2006 18:56)
zany, vao2 ndray zany.
parasy lafrika zany :-D:roll::roll:
23. Veloo ( 01/03/2006 18:59)
oay ndray2 tonga any @ aty-doha njy an...za efa nipetraka ela be tany Tamatave mantsy...
mangidihidy be ilay izy, ndray2 tonga eny @ tanana ko8O, loza be
24. maya ( 01/03/2006 19:04)
mampatahotra
25. fijo ( 01/03/2006 19:09)
za tokoa aloha tsy mba nararay izany tany,nefa de izao no niainana isan taona e,fa nony avy aty aho ,lasa nalemy ny vatako,dia mora marary,soa fa misy ny toaka hamonoana ny mikroba any anaty any kle;hihihi
26. Veloo ( 01/03/2006 19:11)
ty fijo ty tssssssss angaha ny toka maha afaka an'izany?

maya a ie fa tsy dia atahorana ka...vitsy no tratran'ny oe lasa any @ aty-doha...
27. fijo ( 01/03/2006 19:13)
ka toaka alikaola ko;mamono kroba
28. maya ( 01/03/2006 19:13)
parasy lasa any @ ati-doha zany mbola tsy henoko mihitsy.
29. Veloo ( 01/03/2006 19:24)
fijo a ie wa eeeeeee
maya ny kakana ko:-D:-D:-D
maya zany to vo2 jojopila be tonga soa aloha eeee
30. fijo ( 01/03/2006 20:45)
maya misy io ka
31. Veloo ( 01/03/2006 21:11)
ie marina ka
32. fijo ( 01/03/2006 21:28)
hummmmmmm
33. LazaRandri ( 01/03/2006 22:41)
misaotra anareo mamaly!
watafon> mety miteraka aretin-tsaina koa ve io? hahaha

fijo> Ny aty aminay akaikin'i miramar aloha tsy mba tondraka mihitsy e! Saingy ny ranomasina no mandroso isan-taona. Mazoto mikarakara koa ny olona aty fa tsy miandry "miaramila" tsy hanao raha! hahaha. avelantsika amin'izao izany izy io satria efa mahazatra? hahaha!
34. fijo ( 02/03/2006 04:43)
laza,ny anay tao mahajanga,efa lasa kilalao le izy.vao avy ny orana dia any an trano ny rano,dia ny tena mampiomehy,dia samy mivimbina ny kapany ny olona aloha mandra piala le rano ,de avy eo samy manakobana tongotra ao amin'io rano io ihany vao mampiditra ny kapa.
35. watafon ( 02/03/2006 12:18)
Laza , ie io ary no tena mety hitranga voalohany kou ! mieritreritra oe; aiza ndray ary ny lalako tena tsss! ity v tsy hanimba tômôbil!
36. fijo ( 02/03/2006 20:00)
ka aleo mandeha tongotra ko
37. Veloo ( 02/03/2006 20:39)
de ho feno parasy eeeee
38. fijo ( 03/03/2006 04:18)
ie,de hoanina rehefa noana.
39. Veloo ( 03/03/2006 15:47)
fijo 8O nga njy minana parasy? beurrrrrrrkkk
40. LazaRandri ( 03/03/2006 15:51)
mikarepoka otrany karatoa ireny ry Veloo a! hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2889