Vonoiko izay mandeha ato

1. pissoa ( 28/02/2006 17:37)

:roll::roll::-D:-D
répondu par pissoa le 15/03/2006 12:54
2. Lejim ( 28/02/2006 17:39)
Aaayyiie! Maty zah! :-D:-D:-D
3. diamondra27 ( 28/02/2006 17:50)
ny lhl sa vhv koa ve vonoanjy?
Tena manao hypnotisme mintsy nge njy pissoa e!:-D:-D:-D
4. Veloo ( 28/02/2006 17:55)
aleo aingana hivoka kle :-D:-D:-D
5. Herimiafina ( 28/02/2006 18:04)
Tena mafy ny fiainana klé. Voa hatramin'ny saka ity marina! hehehehehe=))=))
6. pissoa ( 28/02/2006 18:05)
:roll::roll:
7. Herimiafina ( 28/02/2006 18:08)
:-*Ao ary re ry pissoa fa mahafatifaty kely kanjony le saka kelinjy io e! :-*:-*:*
8. pissoa ( 28/02/2006 18:10)
De mbola :roll: foana e
9. Herimiafina ( 28/02/2006 18:14)
Fa iza no mampijaly biby any ry pissoa? Mijaly le saka kely klé! mba marina e! hehehehe:-D:-D
10. pissoa ( 28/02/2006 18:15)
Kou le saka ary io manambana io knou :roll::roll:
11. Herimiafina ( 28/02/2006 18:18)
Ka tezitra izay fa vesabesarina fitaovana tsy miasa aminy knou, otran'ny tamin'ny nampiakanjoan'ny fotsy hoditra ny peau rouge tamin'ny fotoan'androny ihany1 hehehehehe=))=))
12. Fiffi ( 28/02/2006 18:19)
natahotra be aho t@ ilay lohahevitra klé!! noheveriko hoe.... =))=))=))=))
13. pissoa ( 28/02/2006 18:22)
Natahotra inona i fiffi e :roll::roll:

Herimiafina, iza noteiztra ry Herimiafina ah, le saka ve :-D:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 28/02/2006 18:28)
pissoa: ilay titre aza eh sa lohahevitra koh! de saika tsy nosokafako ilay dinika :-D:-D:-D:-D
15. onjah ( 28/02/2006 18:29)
Hafa indray ity hatsikana sy lalao indray mitoraka ity.
16. pissoa ( 28/02/2006 18:30)
:-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 28/02/2006 19:03)
Malahelo an'ilay sakakely izaho izany klé.:snif::snif:
18. pissoa ( 28/02/2006 19:05)
Ntsô :-*:-*
19. Fiffi ( 28/02/2006 19:42)
Herimiafina: zany ve ? ndryyyyyyy:*:*:*:*
20. annie ( 28/02/2006 21:01)
tsy ratsy kosa io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0432