mahalasa saina...
1. isrine
(
24/02/2006 12:47)
Mahagaga fa rehefa reraka ka mihinana nivakinina na zavatra mitovitovy @ izay dia malaky tonga ny regle, ( zany hoe raha toa ka tsy dia lavitra intsony ny andro tokony ihavian'ny regle).
Nefa raha toa ka tonga fotoana ka tsy mety2 ka mihinana an'io indray dia mitsahatra ho azy ny regle.
Misy antony ve mahatonga an'izany?
Ianareo ve efa sendra toy izany?
Nefa raha toa ka tonga fotoana ka tsy mety2 ka mihinana an'io indray dia mitsahatra ho azy ny regle.
Misy antony ve mahatonga an'izany?
Ianareo ve efa sendra toy izany?
novalian'i kala ny 27/02/2006 06:55
3. mirana5
(
24/02/2006 14:21)
asa fa t@taloha fanalan'ny ankizy vavy zaza ny nivaquine, ka io hitanao io angamba ny isan'ny antony:?::?::?::roll::roll::roll::?:
4. Veloo
(
24/02/2006 16:24)
ny nivaquine ve ry reto tsy misy aspirine? ny aspirine mantsy mana-liquider ny ra ka mety io no mahataonga azy ho tonga aloha?:wink:
7. isrine
(
25/02/2006 13:11)
Ka izao anie e, fanafody iray ihany no haniko rehefa vizana aho, ka raha alohan'ny hahatongavan'ny regle no ihinanako azy de malaky mandeha ilay izy. Dia izay io lazainareo io.
Fa nahoana ary no io fanafody io ihany no mampiato azy avy hatrany raha toa ka efa mandeha 1 - 2 j ny regle?
Fa nahoana ary no io fanafody io ihany no mampiato azy avy hatrany raha toa ka efa mandeha 1 - 2 j ny regle?
9. pitchou
(
26/02/2006 05:15)
angamba tsy le nivakinn no nampandeha ny règle fa enao reraka! fifanandrifian-javatra fotsiny! raha tsy izany tsy ho raharaha be?8O
10. isrine
(
26/02/2006 08:34)
Ny filazan'ny olona manko dia tsy tokony hohanina ilay izy kanefa rehefa vizaka sy maheno marary ny tena di ohanina fa te-ho maivamaivana e.
Tsy hoe isam-bolana anie no sendra izany fa indray2 e. Ny fanaoko @ izao dia maka aina avy hatrany fa tsy mihinana na inona na inona koa, satria ny mety ho fiantraikan'ilay fijanonan'ny regle tampoka no atahorako.

14. kala
(
27/02/2006 06:55)
ahan!
diam > marina mihitsy zany ka. Fa tsy atao betsaka fotsiny fa lasa miakatra eo ny tosi-drà. :-D:-D:-D
diam > marina mihitsy zany ka. Fa tsy atao betsaka fotsiny fa lasa miakatra eo ny tosi-drà. :-D:-D:-D