Ny IFG sy ny serasera.org
1. hery
(
24/02/2006 11:55)
Manahoana daholo
Manomboka izao dia afaka mampiasa ny solonanarana izay fampiasantsika eto amin'ny serasera.org isika rehefa mandeha ao amin'ny takelaky ny IFG (infogasy.net) http://infogasy.net
Ny fampiasa azy dia toa izao
Nom d'utilisateur: solonanarana@serasera.org ohatra hery@serasera.org
Mot de passe: ny tenimiafina fampiasanao eto
Tandremo, amin'ny IFG ihany io no mandeha...

novalian'i voromailala ny 06/03/2006 15:39
3. jentilisa
(
24/02/2006 15:00)
Ary vao nahita io mihitsy aho tany dia saiky hanontany teto, hay tonga dia nisy soratra teto! mahafinaritra e! sady tsy ratsy koa ilay any e! dia misaotra an'i hery sy Lapino ary e!
izaho koa dia manasa antsika ato amin'ny serasera rehetra fa mahafinaritra koa any e! na dia sarotra amiko aza ny any!

9. pissoa
(
24/02/2006 19:41)
Maninn anao zah? Zah ary mba misaotra kooo! Fa rehefa tsy tinao dia tsy kwa, je retire :wink:
10. lapino
(
24/02/2006 20:03)
Iza hono no tsy tiko? pissoa ve? Aiza koo? :wink:
fa ndry ange mangalatra ny passi-n'i jentilisa ndray e! :? Zay ony de tezitra ony izy an!

11. pissoa
(
25/02/2006 11:40)
Hihihi, tsy mangalatra ny passi-n'i jentilisa zany zah fa izany no hitako tao amin'ny IFG kooooo ...
Fisaorana manokana an'i Hery (Serasera) sy Lapino (IFG) izay nandray anjara mavitrika tamin'iny tetikasa iny. Sa tokony nasiako an'le manokana kou :roll::roll:
Tezitra ve de zah hi:wink: :-D:-D:-D