ny raharahan'ny Outreau

1. rasah ( 24/02/2006 09:08)
nametraka fanontaniana maromaro ny raharahan'ny outreau tany frantsa iny, anisan'izany ny manodidina ny asan'ny mpitsara @ ankapobeany sy momba ny juge d'instruction na mpitsara mpanao famotorana indrindra2. nipetraka by adihevitra hoe tokony hovana collegial ny instruction @ izay matotra kokoa ny didy mivoka avy ao, ny chambre d'intruction mijanona ihany. mety azo heverina ve izany sa mety ho voasakan'ny resaka ara-bola? mety ahoana ny fanaovana vokatr'iny raharaha iny eo @ tontolon'ny fitsarana
novalian'i fijo ny 03/03/2006 04:34
2. rasah ( 24/02/2006 09:18)
errata: fanovana ilay tena izy fa tsy
3. fijo ( 03/03/2006 04:34)
mila fanovana tokoa aloha e,fa indrindra mila fisainana,fa tsy mpitsara vao nivoaka tery no asaina miaandraikitra zavatra toa ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1075