nametraka fanontaniana maromaro ny raharahan'ny outreau tany frantsa iny, anisan'izany ny manodidina ny asan'ny mpitsara @ ankapobeany sy momba ny juge d'instruction na mpitsara mpanao famotorana indrindra2. nipetraka by adihevitra hoe tokony hovana collegial ny instruction @ izay matotra kokoa ny didy mivoka avy ao, ny chambre d'intruction mijanona ihany. mety azo heverina ve izany sa mety ho voasakan'ny resaka ara-bola? mety ahoana ny fanaovana vokatr'iny raharaha iny eo @ tontolon'ny fitsarana