French military victories ... pour se faire battre :-)

1. lapino ( 25/02/2006 09:24)
1. Soraty ao amin'ny google ange hoe: "French military victories", dia tsindrio ilay bokotra "J'ai de la chance". Mipoitra eo hoe taiza daholo ny vazaha no nandresy an'ady. http://img125.imageshack.us/img125/5233/vazaharesyfoana9mm.png :-D:-D
(tsindrio ilay rohy "french military defeats" ho an'ze tia tantara)

2. Tadiavo tsotra amin'ny google koa ange hoe: "un baton pour se faire battre", dia jereo ilay soso-kevitra omeny amin'ny "did you mean" http://www.google.com/search?hl=en&lr=&q=un+baton+pour+se+faire+battre&btnG=Search
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:33
2. diamondra27 ( 25/02/2006 10:37)
humm! hasard tokoa ve?
3. lapino ( 25/02/2006 10:46)
Tsy hasard io ka! fa zavatra fanahy iniana natao hihomehezana mihitsy. "Easter eggs" no fiteny an'ireny. :D
4. pissoa ( 25/02/2006 12:00)
:-D:-D:-D
5. Lejim ( 25/02/2006 16:33)
tssssss, voa be ny Frantsay. Sady ny Frantsay koa ange tsy tian'olona (sasany) aty maizina fa tsy haiko ny antiny. Hoe kanosa hono, sady fetsy ratsy, tsy maka risque, sns. lol
6. harry5 ( 25/02/2006 17:04)
french militairy victoire hihihi vive la french
7. Fiffi ( 25/02/2006 21:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
8. Veloo ( 26/02/2006 19:11)
tsy vosokatra ilay jereo eto kle:( lazao oe inn no ao?
9. sasa ( 27/02/2006 04:06)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. pissoa ( 27/02/2006 04:51)
Veloo, http://img125.imageshack.us/img125/5233/vazaharesyfoana9mm.png
:°):°)
11. watafon ( 27/02/2006 05:52)
tiako b mitsy ! :-D:-D:-D:-D
12. maelys ( 27/02/2006 06:44)
tsy ratsy kah :-D:-D:-D
13. kala ( 27/02/2006 11:34)
tsy tafa fa omeo soupape ze ao ê!:roll:
14. mamzelkely ( 27/02/2006 11:56)
mahita atao mits ka:-D:-D
15. Veloo ( 27/02/2006 18:46)
tsy mazava ahy ilay izy kle:roll:
pissoa nosokafako fa tsy misy azo klikena???
16. watafon ( 27/02/2006 19:10)
veloo, inn ny mariky ny machine nao ?
17. lapino ( 27/02/2006 20:47)
Veloo, sary nalaina tamin'ity pejy ity fotsiny io ka: http://www.albinoblacksheep.com/text/victories.html :)
18. kala ( 28/02/2006 05:28)
zà tsy mahasokatra ê!:wink:de aleo hiandry sokatra handalo eto aloha
19. watafon ( 28/02/2006 05:35)
kala, iny misy fa sambory e!:-D:-D:-D, iny miaraka @ veloo iny!!
20. Veloo ( 28/02/2006 16:08)
lapino a zay fa nisokatra ka inn zany ilay hatsikana azo avy @ io lesy?
wata a ny ordi matanjaka beuuuuu:twisted::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0516