kibo fisaka ny lalana vita
1. zefalah
(
19/02/2006 15:59)
salanitre!!!
aona ny evitrareo @ ty fitarainana isan'andro ty?
vary lafo... rano vidina..jiro hofaina...fa ny lalana vita..lalana ve de avoky?
fa le fanotaniana de ty.
raha miala eo ravalo-panana de izy no asolo azy?

novalian'i fijo ny 10/03/2006 20:40
2. Fiffi
(
19/02/2006 16:27)
inona aloha ilay hoe " raha miala eo ravalo-panana" ?
Toa tsy arako loatra ilay zavatra tianao lazaina, inona no idiran'ny fanontanianao hoe "raha lasa i Ra8-panana" dia iza no hasolo azy @ fitarainana isan'andro ? vary lafo sns... ?
Toa tsy arako loatra ilay zavatra tianao lazaina, inona no idiran'ny fanontanianao hoe "raha lasa i Ra8-panana" dia iza no hasolo azy @ fitarainana isan'andro ? vary lafo sns... ?
3. zefalah
(
19/02/2006 16:33)
efa ho 3 taona eo eo zay no nitondran'i ravalomanana
ary efa ho vita ny manda-any.
ka hoy aho hoe: iza no asolo anazy rehefa miala eo izy?
ary efa ho vita ny manda-any.
ka hoy aho hoe: iza no asolo anazy rehefa miala eo izy?
4. hps
(
19/02/2006 17:51)
Ny tsotra sy aingana ry zalahy dia izao fotsiny a:manangona vato sy fasika dia amidio @ fitondram-panjakana anaovana ny lalana sisa tsy vita,ok!8O8O
6. xxx
(
19/02/2006 23:15)
Kibo fisaka, hoy ianao, mba mihetsiketse dia velona e! firifiry izao no manana BMW sy 4x4 ao dago ao? Aza dia miandry ny Etat providence fa tsisy intsony izany, tany URSS no nisy izany farany t@1989.
Izay tsy mihetsika izao dia hitan'ny havany eo. Capitalisme isika izao. Izay voa voa!
Izay tsy mihetsika izao dia hitan'ny havany eo. Capitalisme isika izao. Izay voa voa!
7. hariache
(
20/02/2006 06:16)
ny resaka momaba an'io dia ny tenin'ny xxx no marina dia samia merittreritra daholo.
8. naughtyboy
(
20/02/2006 13:52)
misy zvt tsikaritro roa angamba nefa maro noho izany ny olana misy ao amintsika ao tsy hoe asolo angamba fa sahy andray andraikitra no filaza azy,
ny rafitra sy ny toetsaina mila olona maherifo (hero no filazany teny vahiny azy)
mba ampivoatra ny tany fa adala manantsaina no betsaka dia mifampihinana antoerana fotsiny lova avy @ fanjanahantany fa angaha tsy lova soa fa mbola manatsafidy ny olona hifidy na dia mety voavidy koa aza ny safidy ka antsika no mieritreritra

9. mandrindra
(
20/02/2006 14:31)
hariache sy xxx, koa maninona moa raha izany raha foanana mihitsy ny fanjakana
10. xxx
(
21/02/2006 01:45)
Tsy foanana ny etat fa ianao no miezaha aloha, tsy ny etat akory no natao hamelona anao, au contraire, ny impot avy any aminao no hiainan'ny etat (budget).
Izay no zava misy eran'izao tontolo izao afa tsy any Cuba sy coree du sud angamba.
Izay no zava misy eran'izao tontolo izao afa tsy any Cuba sy coree du sud angamba.
14. fasaly
(
21/02/2006 19:28)
zefalah: ka taloha ange na tsy nanao lalana, na tsy mbola vita ny lalana efa nisy ny olona fisa-kibo e! tsy mihinankanina zany, ka ny tanjona de lalana vita kibo voky:°)
15. sonwin
(
23/02/2006 14:03)
zefalah:
salanitre!!!
aona ny evitrareo @ ty fitarainana isan'andro ty?
vary lafo... rano vidina..jiro hofaina...fa ny lalana vita..lalana ve de avoky?
fa le fanotaniana de ty.
raha miala eo ravalo-panana de izy no asolo azy?
tsy miala eo Ravalo fa mbola ho lany.Aorian'izay hisy handimby azy 10 taona ihany koa.Vita izay dia izaho amin'izay no handray ny fitondrana...8)
16. mamzelkely
(
23/02/2006 14:05)
:-D:-D:-Dza no hanao ny campagne presidentielle aao sw aa : votez sw comme présedent :-D:-D:-D
17. cutie
(
23/02/2006 15:05)
xxx [ Valio ] 21-02-2006 05:45:27
Lohateny : Re : kibo fisaka ny lalana vita
Tsy foanana ny etat fa ianao no miezaha aloha, tsy ny etat akory no natao hamelona anao, au contraire, ny impot avy any aminao no hiainan'ny etat (budget).
Izay no zava misy eran'izao tontolo izao afa tsy any Cuba sy coree du sud angamba
mitovy hevitra @ xxx za:P
18. Veloo
(
23/02/2006 17:50)
oy sonwin oe:
8O tena sur be njy zany...
efa nahazo voty iray njy ka...: ZA
tsy miala eo Ravalo fa mbola ho lany.Aorian'izay hisy handimby azy 10 taona ihany koa.Vita izay dia izaho amin'izay no handray ny fitondrana...
8O tena sur be njy zany...
efa nahazo voty iray njy ka...: ZA
20. fijo
(
23/02/2006 22:05)
zefalah an,aza zatra mitaraina toa io,fa mba mampiasa saina hitovy amin'ny hafa.matoa ny olona mananan,dia nahay nihary izy,ary tsy heloka akory ny fananana.