kibo fisaka ny lalana vita
21. xxx
(
23/02/2006 22:10)
[size=12]Zefelah[/size] tokony atao ambassadeur itinerant an'i Zefa an!
nahitsin'i kondrana :-D
nahitsin'i kondrana :-D
23. mamzelkely
(
24/02/2006 06:14)
ny ts azon zefalah anie de ny lalana no fototry ny fiainana e refa tsara ny lalana de tonga de vokatra sady me-mora de ts ho takatry ny olona eee tssssss mahagaga fa de mitaraina sy manakihana fôna no hay fa ts mba mijery ny à long terme mits tssssss
24. ainga
(
24/02/2006 16:53)
kibo fisakana ahoana koa izany hoe bevohoka izany i.... koa ?:D:D:D:D:D:D
25. fijo
(
24/02/2006 20:33)
mamzely an,aza hampianarina hitsinjo lavitra izy,fa sao marary eo ny masony.
27. pitchou
(
26/02/2006 04:40)
zà klou otran'ny tiako be zany raha fisaka ny kiboko e! d afaka dôly reo bouées rehetra ireo! sady efa tsara izany ny lalana d tsy mila manao egizerisisy be intsony fa misosa fotsiny ny tongotra refa mamindra!
sady milay kou le lalana vita tsara fa afaka matory tsara rehefa mi-longy! tsy misy midona @ plafond ntsony ny loha
sady milay kou le lalana vita tsara fa afaka matory tsara rehefa mi-longy! tsy misy midona @ plafond ntsony ny loha
28. watafon
(
26/02/2006 07:07)
pitchou! mety ami-njy kosa iny kibo fisaka iny an !
zefalah! raha mandat iray kosa ange mety tsy mbola ampy hitsarana an-dravalo-panana e! aleo hohita eo ny tohiny e! le hasolo azy ndray alou mbola tena tsy mahita alou zà h@ zao e!
zefalah! raha mandat iray kosa ange mety tsy mbola ampy hitsarana an-dravalo-panana e! aleo hohita eo ny tohiny e! le hasolo azy ndray alou mbola tena tsy mahita alou zà h@ zao e!
32. pitchou
(
01/03/2006 00:16)
mirotsaha elà fa tohananay e! aza mitambesatra lôtra nefa sao miara-menjera eo:-D:-D:-D
34. felanawil
(
04/03/2006 20:17)
Dia mino ve nareo fa raha tsy natao ny lalana dia tsy fisaka ny kibon'ny gasy.Efa samy nahita fa talohan'i Ra 8 dia efa nia nahantra andro aman'alina ny firenentsika, koa tsy aleo ve farafaha ratsiny mba vita ny lalana, mety mba apiova ny toekarena ihany atsy ho atsy;-)
37. xxx
(
05/03/2006 23:49)
Ankoatry ny eny antanan-dehibe, dia maninona moa izany raha miompy sy mamboly dodoly dia voky sady ny vidin'ny produits koa moa izany efa miakatra?
Izay mbola 4amis indray tsy haiko na lahatra na adalana na tsy hay?
Izay mbola 4amis indray tsy haiko na lahatra na adalana na tsy hay?
38. mandrindra
(
07/03/2006 13:10)
fa angaha moa vitan'ny vava fotsiny ity hoe mamboly sy miompy ity?
40. xxx
(
09/03/2006 23:14)
Kanefa kosa aza manofy.
Tsy misy zavatra vitan'ny vava izany e! Mila fihezahana dôdôly. Ny an'ny Jiosy ohatra ny desert lasa saha azo hambolena voasary! Izay ange ilay hoa miasà dia mamokara e! Ts'isy vaholana tsotsotra afatsy izay angamba aloha izao.