malady @ fity

1. zefalah ( 19/02/2006 16:03)
arabaina ny mpifankaty.
inona ary ty?
fitiavana fitiavana nefa tsy tia?
mba mahagaga ahy reny olona mitonona an'io teny io: HOe: Tiako ianao....nefa mandaiga..nefa tsaralahatra.
sa hoe @ fitiavana marina ve tsy mahintsy misy lainga kely?
za tsy mino.
fa zao.
inona no mahatonga ny olona ray andaiga?
amin'ilay olo-tiany?
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 21:25
2. Fiffi ( 19/02/2006 16:21)
tratra tany angaha i zefalah? :-D:-D vazi2 ny ahy fa tsy azoko mihintsy hoe miteny ve ianao hoe Tiako ianao nefa tsy tiako akory!!
Voateny teo" inona no mahatonga ny olona ray andaiga?
amin'ilay olo-tiany ?" tsy tiany izany ilay olona matoa izy mandainga koh!
3. pissoa ( 19/02/2006 16:42)
Hihihi - rehefa fantatra ilay lainga nataony izay vao mety ho fantatra ny antony nandaingany.

Raha hoe mandainga hoe tia nefa tsy tia akory ... dia tsy misy olona mandainga amin'ny olon-tiany mihitsy ao amin'ilay tantara :roll::-D:-D:-D
4. mirana5 ( 19/02/2006 16:56)
mionona fa tsy tena tia izy matoa mandainga é, ialao oatran'ny fasam-bao é:(:oops::(:oops::(:oops:
5. diamondra27 ( 19/02/2006 18:52)
elaela izany zefalah an!
6. vivi ( 19/02/2006 18:56)
ka toute la verité n'est pas bonne a dire-ko , ndraindrai koa anie raha vao mampiseho anio loatra d ataon'ilay sipanao mirehetra koa, vady aza mandainga fa maika fa sipa ; za aloha mandainga e, fa tsy @ io fitenenana we tizko anao io , za koa aloha tsy mpiteny anio loatra !
7. Lejim ( 19/02/2006 19:05)
TRatra marina zefalah, bienvenue dans le club mon ra-frere a! lol
Fa nataoko fa nanao tononkalo anie elah teo t@ voalohany, :-D
8. fasaly ( 19/02/2006 21:39)
:°)
9. Veloo ( 20/02/2006 00:07)
10. lilbon ( 20/02/2006 03:47)
way de ahoana kosa aza le mandainga mintss satria tia :?::twisted:
11. sasa ( 20/02/2006 04:57)
No comment:-D:-D:-D
12. mamzelkely ( 20/02/2006 06:37)
:roll:
13. rurik ( 20/02/2006 07:39)
zefalah koa kay tena voadona ko=))=))=))
zefalah todimpitia hono manodiava hoy ny fitenenana an.
vao voalohany voadona angaha ianao zany :?::?::?::?:
14. fasaly ( 20/02/2006 10:52)
fa iza ndray ary no nikoty an'i zefalahy tao e! ataoko masaka an! i zefa efa ahy kou! sa efa nosloina indray ny sariko natao fond d'écran tao ry zefa??? de nosoloina an'iza hono, lay nanao gtm an'i toi veuhhhhhhh:roll::°):-D
15. bilakarenjy ( 20/02/2006 14:40)
tena masaka be ilay tsipy hevitra ryzefalah.Fa amiko aloha dia tsotra ny valiny,ny hitsikitsika tsy madihihidihy foana eny ambony eny fa ao ràha ,dika matoa miteny sy milaza fa tia ilay sipa dia misy zavatra tadiaviny ao ryzalahy a!,dia efa kopy ianao.ao tsara::roll::-@
16. akamatiana ( 20/02/2006 14:49)
zefalah > :-D:-D:-D de mba mandenga kou euuh!!

bilakarenjy> ka ny vy kou tsy mikitrana irery nge euuh!!
17. lavatsofina ( 20/02/2006 15:32)
nefa tandremo ihany ry zefalah fa sao dia hoe ao aminao ilay zavatra (maromaro io zavtra io fa tsy ilay ao an-tsainareo) ;dia ianao no rola dia avy izy amin'ny teny mamy sy tokim-pitia ary ny tambitamby .Fantsy ihany anie ny sipa e!
18. akamatiana ( 20/02/2006 16:54)
fa tedavinareo ho vatan'akounjo fona veuuh ny sipa kle !! avelao mba ifantsy euuuh! :-D:-D
19. Fiffi ( 20/02/2006 16:55)
hoy bilakarenjy: ,ny hitsikitsika tsy madihihidihy foana eny ambony eny fa ao ràha!!!!!!
20. mandrindra ( 21/02/2006 14:27)
akamatiana a, ny sipa tsy manana fantsy ko ifantsy amin'ny inona eo e :D
mandainga izay milaza fa mbola tsy nandainga, hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5712