malady @ fity
41. mamzelkely
(
24/02/2006 13:34)
za mbô gaga ny vhv fôna no omen'i zefa tsiny nefa izy no ts mahay miaina tsssssss
44. diamondra27
(
26/02/2006 20:14)
zefalah a! fa taiza foana alou enao elaela izay e!
za tena nalahelo mihitsy=(( noheveriko fa tsy hiverina intsony , hay nanomana surprise be :-D:-D:-D
za tena nalahelo mihitsy=(( noheveriko fa tsy hiverina intsony , hay nanomana surprise be :-D:-D:-D
45. bilakarenjy
(
01/03/2006 14:52)
zefalah>fa taiza tokotrany nareo zama a!sao dia mba nanitan-kevitra tany ndray ary a !ato ny olona rehetra malahelo anareo.