H5N1

1. ainaheri ( 16/02/2006 13:04)
Grippe aviaire,manenika ny asia sy eropa ary ihiditra atsy ho atsy Afrika dia mikaroka fatratra ny manampahaizana mba itadiavana ny anti virus zay efa nisy nahita,nefa vao aretina vao haingana!!
Mba fanontaniana ny ahy hoe fa manin ny Sida no tsy mety hita hatr@ zao ny fanafan'azy nefa efa firy taona zay ????
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 14:18
2. kitjo ( 16/02/2006 13:45)
Efa tonga any Nigeria ny H5N1 efa 1semaine mahery izay k,
t@ omaly nisy olona voalohany nahiana ho tratran ilay virus fa "negatif" ny valiny.
Mbola tsy misy olona voa aloha any izao fa asa ho raharaha be angamba raha mihitatra @ olona ny any Afrika.

SIDA? tsy misy fanafodiny zany io fa efa voalaza ao @ baiboly.

Na ilay Tamiflu @ grippe aviaire aza toa tsy mbola sur!
3. ainaheri ( 16/02/2006 13:58)
Ny fahafantarako azy d tokony efa hita ny fanafana Sida fa saingy tsy te hikaroka ny manampahaizana
satria lany fotoana izy no lany vola ka refa tafavoaka ny fanafody iza no ividy azy raha ny ankabetsahan'ny marary ita ao afrika tsy hanambola an'zany ny afrikana d tsy commersibila lay izy!!
4. zoara ( 16/02/2006 14:01)
ny fitandremana ihany no fanafody;ohatra ny sida de iaraha mahalala fa ny fampiasana kapoty no tena tsara indrindra nefa ny olana de mbola betsaka ny lehilahy(ny vehivavy koa aza)sahy milaza fa tsy mahita tsirony rehefa manao firaisana.marina aloha fa raha vao sambany no mampiasa azy de somary ho hafahafa ihany fa avy eo de lasa "reflexe" ny fampiasana azy io.ny momba ny grippe aviaire de ny tsy famelana azy ireo hiriaria ka hifanena @ voromanidina mitondra ilay otrik'aretina,fitondrana "masque" sns...kanefa iza moa no mba afaka hampianatra sy hanentana ny mponina any ambanivohitra be any,zay tsy mba mihaino radio na mijery tele na mamaky gazety mba hahalalana ny zava-misy?
5. ainaheri ( 16/02/2006 14:17)
marina zany efa tsy ita tsony izy ity!!
D aona ko zao lay aretina azo avy @ moka atsy La Reunion??
6. Veloo ( 16/02/2006 18:39)
zaza enjy doly ny ato kay knou:wink:
7. sonwin ( 16/02/2006 19:51)
Ny aretina dia misy foana raha mbola tany koa ny tany, ny fanefitra koa anefa dia ho hita foana satria ny olombelona efa nomena fahaizana sy fahalalana.
Sida? misy tokoa ny fanafody,azo atao ny miady aminy, fa fanahiniana tampenana satria betsaka ny very tombontsoa indrindra ny firenen-dehibe sy ny mpitondra any amin'ny firenena mahantra. Rehefa hita ny hevitra hanoloana ny vola azo amin'ny fihaniky ny sida dia ho avy amizay ny fanafody, ary amizay fotoana izay dia tsy maintsy mpikaroka avy amin firenena matanjaka ihany koa no lazaina fa nahita azy...ataovy ny analyse tsotsotra fa mahafaly ny sasany ny fahitana ny sida mihanaka any afrika...azavaiko?..euh aoka izao fa lava be.
8. watafon ( 17/02/2006 10:15)
veloo,8O
sonwin, tohizo fa mahaliana e!!!!
raha ny fahitako azy manokana aloha d mbola tsy hitan-dry zareo tandrefana mihitsy ilay fanafody fanefitra sy fitsaboana ny sida e!
9. sonwin ( 17/02/2006 10:37)
ie mbola tsy hitan'ny tandrefana fa efa hitan'ny "tsy tandrefana" dia sakanana!
1- Maro ny vola mitobaka amin'ny ady atao amin'ny sida
2- Maro ihany koa ny "projet" mitsangana indrindra any amin'ny tany andalampandrosoana hiadiana amin'ny sida
3- Faly ny matanjaka manome vola hanatanterahana io Projet io, refa manome vola izy, mitombo indray ny autorité-ny, nahazo sehatra iray indray izy afahany manjakazaka> ny takalon'iny vola iny ao ambadika ao? colonialisme amin'ny endriny vaovao, fangoronan-karena voajanahary etc, ecouelement des produits made in..., engagement des experts etrangers...
4- Faly ihany koa ny firenena madinika mahazo vola, mitombo indray ny pourcentage sy ny vola miditra any ampaosy na ho an'ny mpiandraikitra ny projet izany na ho an'ny mpitondra tompon'andraikitra
5- Mandeha be ny marketing, ho an'ny mpanao Pub kapoty, ho an'ny orinasa mpanao kapoty, vola daholo izany..mahazo vola koa ny mpivarotra fiara hanaovana sensibilisation etc...
6- fehiny: be dia be ny vola mihodina sy tombontsoa azo avy ao
7- raha misy fanafody sida dia ho foana ireo rehetra ireo fa ny industrie pharmaceutiq sisa no hahazo tombony
8- dia hoy aho hoe refa mahita moyen hafa zareo hamenoana ilay "manque à gagner" amin ady atao amin sida dia mivoaka amizay ny fanafody!
9-raha any amintsika dia mitovy tsy misy hafa amin'ny ady amin valala io, tsy vonoina tanteraka amizay mitobaka foana ny vola entina miady amin'ny valala
10- Hevitra taingina ihany ny ahy fa mety tsy mitombona izany ka :°)
10. Veloo ( 17/02/2006 16:59)
wata a, momban'ny sida aky a.. tsy misy manaonao fona rey zareo :wink::-D:-D

sonwin, kay njy tena smart ka:wink:
11. watafon ( 18/02/2006 04:43)
k na hita aza anie ny fanafody na fanefitra momba ny sida d ny prévention tsy maintsy atao foana e! fa izany hoe ny vola aloha no hihena ny fitobany e!
12. Fiffi ( 19/02/2006 19:00)
iny fa tonga eto frantsa ny H5N1 . Dia samia mitandrina eh! :(:(:(
13. Veloo ( 19/02/2006 23:26)
wata a ie:wink:
fiffi a mbola tsy tonga any Dago o?
14. watafon ( 22/02/2006 18:01)
tsy irina mihitsy alou ny hahatongavany aty e!
15. Veloo ( 22/02/2006 18:12)
wata zany mihitsy kle.. anjaran'ndry zareo etsy @ doauna no mi-empecher an'io an:wink:
16. watafon ( 22/02/2006 18:31)
douane aôna moa ? le vorona sôvazy reny ange tsy mandalo douana e!
17. ari.malala ( 23/02/2006 10:55)
:-D vorona sovazy marina v handalo douane?! fa letazo b ao Tamatave zao no atahorana hiitatra aty Tana ko!
18. watafon ( 23/02/2006 11:48)
tsy hatahorantsika zany io ry ari an ! soa ihany za fa efa aty lavitra aty ! :-D
19. cutie ( 23/02/2006 11:56)
watafon, vorona sovazy ahona zany ?:roll:
20. Veloo ( 23/02/2006 16:19)
o ry wata a an3 ny ol von'ny aretina miditra ao Dago no tiko lazaina lesy a :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2655