H5N1

21. fijo ( 23/02/2006 21:24)
hano ihany ny akoho ry zalahy,fa tsy misy atahorana io an.70° dia maty ny otrikaretina
22. Veloo ( 24/02/2006 00:52)
fijo a mazoto lesy a
23. watafon ( 24/02/2006 05:56)
cutie, le vorona sôvazy mpifindra toerana reny ange mitondra sady mamindra le otrik'aretina e !
veloo, hay tokoa moa :-D:-D:-D
24. Fiffi ( 24/02/2006 06:00)
cutie: "oiseaux migrateurs" akia ireo an!
25. watafon ( 24/02/2006 06:35)
Fiffi :-*
26. Veloo ( 24/02/2006 16:47)
wata ka zany ko :-D
27. fijo ( 24/02/2006 19:19)
fiffi an,ary izahay izany "olona migrateur" koa,ka sao hatahorana.
veloo,ieee hoaniko foana io ka,hanao mihintsy aho izao androany,ary ataoko betsaka ,amin'izay be ny tsy mihinanaa,dia asiako irery eo.ho hoho avec bek's
28. watafon ( 25/02/2006 15:54)
fijo, avec modération le beks tonton an !!!! :wink:
29. Veloo ( 26/02/2006 18:16)
wata :-D:-D:-D
fijo a mazoto zany e:roll:
30. watafon ( 27/02/2006 03:33)
veloo,arahako akaiky ny fahasalaman'le namana e!
31. Veloo ( 27/02/2006 16:19)
wata zay mihtsy lesy a :-D:-D
32. watafon ( 27/02/2006 18:31)
:wink::wink:
33. Fiffi ( 27/02/2006 20:43)
ie! ny olona migrateur koa anisan'io an!
wata: :-*:-*
34. watafon ( 28/02/2006 03:49)
Fa d hanahirana ny douane aty amintsika tokoa anie io e!!
35. Veloo ( 28/02/2006 15:06)
ka zay efa nolazaiko nareo fa ny douna ko wa tena important:-D:-D
36. watafon ( 28/02/2006 16:02)
mila fanofanana mihitsy satria na ny dr aty aza betsaka no tsy mahalala an'izany sy ny fisehony kou !!
37. fijo ( 28/02/2006 20:55)
wata an,fahny fony SN,rehefa mahazo vola dia lasa mirevy,dia mifanontany hoe "mahitsy toraka"rhum io,sa"maniradava" ebek's io.
le maniradava milay satria manary ny loto matetika ko
38. watafon ( 01/03/2006 07:08)
fijo, aleoko koa aloha maniradava e!
mahitsy toraka = mafy daka ; tsy maintsy hanontany indray zao i veloo eto !!!
39. Veloo ( 01/03/2006 17:46)
wata :P
40. watafon ( 01/03/2006 17:51)
io fa tsy sahy kle! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9562