H5N1
44. fijo
(
01/03/2006 19:20)
hi hi hi tratra indray veloo kely le.wata kosa letsy tena tsssss,izao lasa tsy hainy indray le mahitsy toraka
45. Fiffi
(
02/03/2006 08:27)
tandremo ry zareo fa vao naheno indray aho hoe ny saka koa voan'io an!
49. fijo
(
03/03/2006 04:24)
misy mairie efa mitady hanapa kevitra,ny handringanany saka mirenireny aty izao
50. Fiffi
(
03/03/2006 05:08)
efa maro ny mairie efa nanapak'hevitra momba ny saka: hidina daholo indray ny saka.
Fa izao koa no tena mahagaga ahy : nisy mpiompy akoha aman-jatony ny akohony , efa ela no mihidy tanteraka ny fihompiana nefa tratran'io aretina io hiany , donc: ao raha.......
Fa izao koa no tena mahagaga ahy : nisy mpiompy akoha aman-jatony ny akohony , efa ela no mihidy tanteraka ny fihompiana nefa tratran'io aretina io hiany , donc: ao raha.......
52. Fiffi
(
03/03/2006 15:57)
asa izay hiafaran'ity aretina ity fa lasa gravy be daholo , toa manomboka voa avokoa izay biby tsy mihidy an-trano.
53. watafon
(
03/03/2006 17:41)
iny indray no tsy nieritreretina kle! d aƓna ihany zany no hifarany rah izany ? lasa gripan-tsaka d avy eo an'alika d gripam-biby rehetra no farany ! mampitahotra an !!!
54. Veloo
(
03/03/2006 17:49)
io no atao oe efa tonga ny faran'ny andro ry fiffy a manomboka ny fleau rehetra...
60. Fiffi
(
04/03/2006 06:28)
io no atao oe efa tonga ny faran'ny andro ry fiffy a manomboka ny fleau rehetra...dia asa mihintsy izay hiafaran'izao fiainana izao .:(
veloo aza manely tsaho eo ndray e,fijo a: ka tsy fantatra intsony hoe ahoana sy inona fa jereo ange eh! ny eo tsy ahitana fanafodiny , ny hafa tonga , misesy , tsy misy fiafarany ,
